Miss Mikata

Miss Mikata Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miss Mikata, Apparel & Clothing, Antananarivo.

Tic tac ⏰ Aza adino ilay Bazar Pentecôte a!  Eo amin'ny Stand 1 & 2 Styful MDG .
18/05/2026

Tic tac ⏰

Aza adino ilay Bazar Pentecôte a!
Eo amin'ny Stand 1 & 2 Styful MDG .

11/05/2026

HELLO LES MISS !
Misaotra anareo rehetra fa faly be izahay taminy achat nataonareo Téo aminay Styful MDG nandritra iny grand bazar de tanà tao amin'ny akoor iny.

Ireto ilay programme manaraka

Havoria akaiky TVM Anosy , ny 20, 21, 22 Mai
Stand n° 1-2

Jardin Antaninarenina 27, 28, 29 Mai stand n° 8

Mahamasina 27, 28, 29, 30 Mai stand 49 sy 50

Jardin Anosy manomboka 15 ka hatramin'ny 28 juin. Stand spécial no misy anay amin'ity, eo akaiky n°1

Ahitanao karazan'akanjo be dia be amin'ireo fotoana ireo eny amin'ny stand eny fa tongava maro 😊

10/05/2026

Vous êtes plutôt working pants ou jeans wide leg ?
Arrivage de pants demain à 17h 🕔
Restez connectées… vous allez adorer 😊

05/05/2026
STAND 1 sy 2 koa i Styful MDG sy Miss Mikata amn'io a! Izany oe stand roa 😊
23/04/2026

STAND 1 sy 2 koa i Styful MDG sy Miss Mikata amn'io a!
Izany oe stand roa 😊

Hello ! Ity koa ara ny date manaraka Stand n°8Styful MDG
23/04/2026

Hello !
Ity koa ara ny date manaraka
Stand n°8
Styful MDG

22/04/2026

Ity ilay vidéo manoro ny misy ny boutique nay.

Hello les MISS 😁Efa manomboka ririnina isika izao an! Ireto ary misy arrivage tweeds mihaja be. Ato amin'ny boutique nay...
22/04/2026

Hello les MISS 😁

Efa manomboka ririnina isika izao an!

Ireto ary misy arrivage tweeds mihaja be.
Ato amin'ny boutique nay anosivavaka no ahitana azy! Styful MDG

Ankoatrany pataloha wedlegs, baggy, pulls femme &homme robe pulls, dia ireto tweeds ireto ihany koa izany ho hitanao eny am Akoor'digue Stand n°1 ny 6,7,8,9 Mai hoavy izao.

Tongava maro eee, zavatra tsara daholo no hatolotray anareo aminio. ✨

Bonne journée !

🌟 ALERTE MODE : Miss Mikata & Styful MDG DÉBARQUE À MAHAMASINA ! 🌟À l'occasion de la Foire de la Fête des Mères, retrouv...
17/04/2026

🌟 ALERTE MODE : Miss Mikata & Styful MDG DÉBARQUE À MAHAMASINA ! 🌟

À l'occasion de la Foire de la Fête des Mères, retrouvez tout le style et la qualité que vous méritez. Que vous cherchiez le cadeau parfait ou une nouvelle pépite pour votre dressing, on a ce qu'il vous faut !

🔥 NOS INCONTOURNABLES :
Pantalons Jeans : Coupes Wide Leg ultra-tendance et Baggy pour un look stylé.
Pulls Homme & Femme : De la douceur et du confort pour affronter la saison.

📍 OÙ NOUS TROUVER ?
Lieu : Gymnase Extérieur Mahamasina
Emplacement : Stands n° 49 et 50
Dates : Du 27 au 30 Mai

Venez nous rendre visite pour essayer nos nouveautés et profiter de l'ambiance de la foire ! 🛍️✨
Faites-vous plaisir ou gâtez votre maman !

Hello les MISS MIKATA 😀Amin'ireo daty ireo indray ny fotoana tsika ao amin'ny Akoor'digue , stand n°1 Styful MDG & Miss ...
16/04/2026

Hello les MISS MIKATA 😀
Amin'ireo daty ireo indray ny fotoana tsika ao amin'ny Akoor'digue , stand n°1 Styful MDG & Miss Mikata
Tongava maro fa " " daholo ny entan-tsika amn'io an!
Spécial , sy 😁

Mirary soa sy vola miditra daholo ary!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss Mikata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share