02/05/2024
Mankasitraka tamin’ny fandraisana anjara!!!
Ireto ny lokanareo!! Ndao mp… efa vita ny vérification anh!! (Mety gaga ianareo hoe tsy ampy ireo, nisy olona tsy nanaradalana dia indrisy)
Tsy nanao partage ny sasany moa tsy nanao capture ny sasany!!
Zay ny lalao fa am manaraka ndray mbola ho be ny sisa fa araho tsy tapaka ny pejy dia mandraisa anjara foana dia mividy koa fa mora be anie ilay entana amidy e…
Hamoka entana maromaro isika am herinandro ambony, aza miala alavitra fa misy cadeaux zaraina amin’io no sady mbola prix cadeaux koa.
Nomenjanahary Keiziah 5.000ar
Nandrianina Rm 2.000ar
Tsilavo Lalavelo 2.000ar
Aï Na 2.000ar
Lem Rak 1.000ar
Miih Ando 1.000ar
Tia Ntsoa 1.000ar
Rï Nãh 1.000ar
Tahiry Mih Hasintsoa 1.000ar
Niks Erah Elison 1.000ar
Niri Soa 1.000ar