06/07/2026
‼️𝗥𝗘𝗗𝗜𝗦𝗣𝗢‼️𝗔𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 @ 𝗽𝗿𝗼𝗺𝗼 𝗯𝗲 𝗻𝘆 𝗟𝘂𝗻𝗱𝗶 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗶𝗼‼️
🧡🥕Tsara be ity savon végétal illuminateur an'i Aromazone iray ity🧡🥕
Tsara marihina fa tsy manafotsy izy fa mamerina ny éclat naturel ny teint anao, manome effet bonne mine. Izay nampiasa rehetra mahalala tsara sy mahita ny efficacité🥰
Sady ataontsika promo izy 43.000ar au lieu de 45.000ar😱
📛Aza tara fa vitsivitsy ihany ny stock anh
📩Tongava mp direct na ataovy JP en commentaire fotsiny
☎️034 95 330 31