Ça Iha

Ça Iha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ça Iha, Clothing (Brand), Andavamamba, Antananarivo.

❌❌DESTOCKAGE❌❌❌Tout est a 15000ar ❌Tout doit disparaître 🙏jerena tsara aloha ny taille misoratra vao manao JP fa tsy mis...
11/09/2026

❌❌DESTOCKAGE❌❌
❌Tout est a 15000ar ❌

Tout doit disparaître

🙏jerena tsara aloha ny taille misoratra vao manao JP fa tsy misy retour an 😁
Afaka manontany tsara raha misy tsy mazava na mapisalasala 🤗🙏

📌 izay mandefa contact sy lieux de livraison ihany no mahazo voalohany fa tsy izay manao jp an😊

📌1m64 model
📌photos réel daholo

❤❤❤aza misalasala manontany fa vonona andray anareo ampitiavana be izahay ❤❤❤

☎0388900367
Livraison partout a Madagascar

19000ar daholo ve 😁?oui 19000ar daholo tompoko ❤🥰Arrivage tena mamy be  😍🤗🤗19000ar fotsiny vidiny🤗 ,atao mirary hatrany ...
07/09/2026

19000ar daholo ve 😁?oui 19000ar daholo tompoko ❤🥰

Arrivage tena mamy be 😍🤗

🤗19000ar fotsiny vidiny🤗 ,atao mirary hatrany mba fonemezana fahafampo anareo 🥰❤

❤Nouvelle arrivage a ne pas manquer❤

🙏jerena tsara aloha ny taille misoratra vao manao JP fa tsy misy retour an 😁
Afaka manontany tsara raha misy tsy mazava na mapisalasala 🤗🙏

📌 izay mandefa contact sy lieux de livraison ihany no mahazo voalohany fa tsy izay manao jp an😊

📌1m64 model
📌photos réel daholo

❤❤❤aza misalasala manontany fa vonona andray anareo ampitiavana be izahay ❤❤❤

☎0388900367
Livraison partout a Madagascar

Arrivage mamy be 😍 🤤🥰❤ ,19000ar daholo hatrany publication  18h30 ,aza tara an 😁🥰🙏📌 tonga dia Mp confirmation fa ela ela...
05/09/2026

Arrivage mamy be 😍 🤤🥰❤ ,19000ar daholo hatrany

publication 18h30 ,aza tara an 😁🥰🙏
📌 tonga dia Mp confirmation fa ela ela vao mahita commentaire ,
📌jp+contact et lieu de livraisons miaraka aminy sarin'ilay jean hoalaina ihany no mahazo ny article voalohany 🥰
📌valiko misesy tsara ny mp ,mila manana faharetana kely an ❤
📌tsy manao réservation en avance 🥰
📌1m64 ny model

Address

Andavamamba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ça Iha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share