Mi.R.shop

Mi.R.shop Tongasoa 🥰 Mi. R. shop faly mandray anao 😀

Contact : 033 62 054 04/034 08 133 05 (WhatsApp)

Mirary herinandro mahafinaritra ho anareo rehetra indray Mi.R.shop 🤍✨Enga anie ho feno hafaliana 😊, fahasalamana 💪 ary f...
13/04/2026

Mirary herinandro mahafinaritra ho anareo rehetra indray Mi.R.shop 🤍✨
Enga anie ho feno hafaliana 😊, fahasalamana 💪 ary fahombiazana 🌟 ny andronareo tsirairay.
Ho tanteraka anie ny tanjona rehetra 🎯, ary hitondra vintana tsara 🍀 sy vaovao mahafaly 💌 ho anareo ity herinandro ity.
Mirary andro feno tsiky 😄 sy fitahiana ooo 🙏 💖✨

😘😘😘Mi.R.shop
12/04/2026

😘😘😘
Mi.R.shop

Maty ny Tompo, P***a ho antsika 💖✨Mpandresy ny Tompo♥️
05/04/2026

Maty ny Tompo, P***a ho antsika 💖✨
Mpandresy ny Tompo♥️

Ny zavatra kely ataontsika isan’andro dia misy lanjany lehibe na ho atsika na ho an'ny manodidina atsika 💛Tsiky iray, fi...
03/04/2026

Ny zavatra kely ataontsika isan’andro dia misy lanjany lehibe na ho atsika na ho an'ny manodidina atsika 💛
Tsiky iray, fihetsika kely, teny mamy… dia mahatonga izao tontolo izao ho tsara kokoa 🌿
Anio, mifidiana hizara hafaliana amin’ny manodidina anao 🌈
Satria ny fifaliana zarainao dia miverina aminao avo roa heny ✨🥰
🌸 Mamafaza fifaliana, dia ho hitanao ny fiainana mamony fahasambarana🌸

Mi.R.shop

Avy foana ny orana fa aleo aloha ianareo omena elo ☂️😊🔴 15 000 Ar fotsiny 🤩Ity elo pliable UV protection ity dia:✅ Miaro...
02/04/2026

Avy foana ny orana fa aleo aloha ianareo omena elo ☂️😊
🔴 15 000 Ar fotsiny 🤩

Ity elo pliable UV protection ity dia:
✅ Miaro amin’ny taratra UV
✅ Maivana, mora entina anaty kitapo
✅ Tsy mora simba
✅ Loko: mavokely, maitso, mena, manga, maintsy, fotsy

✉️ Mp avy hatrany raha liana ianao na koa miantso ny 033 62 054 04/ 034 08 133 05
🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara hatrany

Très simple, léger et confortable 👟🔴A seulement 15 000 Ar📍Pt 36 à 40
02/04/2026

Très simple, léger et confortable 👟
🔴A seulement 15 000 Ar
📍Pt 36 à 40

🤎Mp pour passer vos commandes 🤎
02/04/2026

🤎Mp pour passer vos commandes 🤎

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fanantenana Nacy, Mendrika RH, Tahiana Randria
01/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fanantenana Nacy, Mendrika RH, Tahiana Randria

01/04/2026

Ato amin'izay ary ny valin'ny lalao e 🥰 tsy misy hoe poisson d'avril ity a 😁 tena mahazo tena mahazo 😉
Félicitation ny gagnante tsika a💖😘 de manasa antsika foana handray anjara fa izay milalao ihany hoa no mahazo ne e😌
Mp avy hatrany ki a
Zay fa bisous 😘

31/03/2026

Tapitra ary ny lalao e, rahampitso avoakantsika ny valiny 🥰
Bonne nuit 😘

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Cejie Ran, Martinah Ulrych Rayah
30/03/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Cejie Ran, Martinah Ulrych Rayah

Tapitra rahampitso ity lalao ity a😊 mbola tsy tara izay mbola te handray anjara Tonga dia cadeau de Pâques ity ne e🥰Bonn...
30/03/2026

Tapitra rahampitso ity lalao ity a😊 mbola tsy tara izay mbola te handray anjara
Tonga dia cadeau de Pâques ity ne e🥰
Bonne chance 😘


❗'NDAO HILALAO hiaraka @ Mi.R.shop indray ary e🤩❗
Omentsika an'ity "Haut en jean off-shoulder" ity indray izay tsara vintana 🥰

👉🏻Conditions tsotra kely: ✅abonneo fotsiny ny pejy, ✅asao ny namana mba hilalao koa 😊(tsy mahazo tia tena😉😁), ✅zarazarao ny publication ho hitan'ny hafa☺️, ✅de mazava ho azy mandatsaka commentaire ohatran'ny mahazatra😉 De zay fotsiny 😋👍🏻😁
👉🏻 Omena hatramin'ny fin du mois ary 'nareo e😉 Gooo 🥳

Bonne chance 😘


Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi.R.shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share