Iray+Iray

Iray+Iray Bienvenue chez Iray+Iray clothing Store

Vente de Robe-Ensemble-Haute pour les femmes

Commandez en message privé et +261 33 26 626 87

✨Vente Flash ✨Une pièce disponible Izay tsara chance no mahazo azy Message Privé avy hatrany Livraison partout à Madagas...
14/03/2026

✨Vente Flash ✨
Une pièce disponible
Izay tsara chance no mahazo azy

Message Privé avy hatrany
Livraison partout à Madagascar
☎️+261 33 26 626 87

13/03/2026

JP Ensemble jupe

Zareo aaa Nareo ve efa sendra an'le cas nanao manja be kay tapaka tampoka Ilay kapa rehefa niady bus 😀😅 ?👇Tantarao ao am...
13/03/2026

Zareo aaa
Nareo ve efa sendra an'le cas nanao manja be kay tapaka tampoka Ilay kapa rehefa niady bus 😀😅 ?

👇Tantarao ao amin'ny commentaire ny cas nareo rehefa mba nanao metimety dia nisy tranga mitovitovy amin'izany

Merci  Nadia fa nandaitra Ilay  crème Ato aminay misy Robe, ensemble, Haute mety amin'ny vehivavy fotsy na mainty, tsy m...
12/03/2026

Merci Nadia fa nandaitra Ilay crème

Ato aminay misy Robe, ensemble, Haute mety amin'ny vehivavy fotsy na mainty, tsy manavaka
Commandez en Message Privé
Livraison partout à Madagascar

11/03/2026

Ensemble jupe Disponible chez Iray+Iray clothing store

JP simplement Ensemble jupe
Stock limité

Ity ary ny Arrivage tsika fa tonga           ENSEMBLE JUPE Taille Standard pour S,M,L Tissu Coton Lycra Prix : 26.000ar ...
11/03/2026

Ity ary ny Arrivage tsika fa tonga
ENSEMBLE JUPE
Taille Standard pour S,M,L
Tissu Coton Lycra
Prix : 26.000ar
Livraison partout à Madagascar
Commandez en Message Privé
☎️ +261 33 26 626 87

Avant goût les filles Vous aimez ce style ???
10/03/2026

Avant goût les filles
Vous aimez ce style ???

📣 Arrivage 📣Ensemble jupe élégante arrive cette semaine, restez connectées
09/03/2026

📣 Arrivage 📣
Ensemble jupe élégante arrive cette semaine, restez connectées

💬 Fanontaniana kely ho anareo vehivavy:Iza amin’ireto style ireto no tianao indrindra?A – Style simpleB – Style classeC ...
08/03/2026

💬 Fanontaniana kely ho anareo vehivavy:

Iza amin’ireto style ireto no tianao indrindra?

A – Style simple
B – Style classe
C – Style sexy

👇 Soraty amin’ny commentaire ny safidinao

ASTUCES : Fomba fiakanjo assorti tsara Indraindray isika manana akanjo tsara be, fa tsy hain-tsika ny mampifanaraka azy....
08/03/2026

ASTUCES : Fomba fiakanjo assorti tsara

Indraindray isika manana akanjo tsara be, fa tsy hain-tsika ny mampifanaraka azy. Ireto misy torohevitra 4 hanampy anao ho classe sy style foana 👗

1️⃣ Aza mihoatra ny loko 3
Raha te ho élégante ianao dia tsara raha loko 2 na 3 ihany no ampifanarahana amin’ny fitafiana.

2️⃣ Mampifanaraka ny kiraro sy ny sac
Raha mitovy na mifanaraka loko ny kiraro sy ny sac, dia vao mainka classy ny look-nao.

3️⃣ Balance ny fitafiana
Raha t-shirt simple no ambony dia azonao ampiana pantalon na jupe stylish. Raha ambony no misy motif dia aleo ambany simple.

4️⃣ Aza adino ny accessoires
Bracelet, montre, na boucles d’oreilles kely dia afaka manova tanteraka ny style-nao.

Tsy voatery mandany vola be koa anefa Zay vao mahavita an'zay an, fa rehefa simple sy madio ianao dia tsara foana.
💬 Ianao kosa?
Inona ny couleur tianao ampifanarahana matetika amin'ny fitafianao? Ny anay zao Marron 🙈

👇 Soraty amin'ny commentaire.

Araho ny pejy raha mila conseil sy inspiration Style foana ianao

Address

Antananarivo Analamanga
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iray+Iray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share