Jedid STORE

Jedid STORE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jedid STORE, Footwear Store, Antananarivo.

Prix destockage tennis de randonnée ✅Qualité tena tsara / afapo vao mandoa vola Prix 50.000 ariary fixe 🌹Ny pointure efa...
01/08/2026

Prix destockage tennis de randonnée ✅
Qualité tena tsara / afapo vao mandoa vola
Prix 50.000 ariary fixe 🌹
Ny pointure efa misoratra @ sary tsirairay ✔️
Manao livraison/ mandefa @ faritra
Contact 0386803635

Promotion be ! Promotion be tsy misy hoatran'izany Alefa 75.000 ar ireto tennis mihaja be ireto Qualité an'ireo tena far...
11/07/2026

Promotion be ! Promotion be tsy misy hoatran'izany
Alefa 75.000 ar ireto tennis mihaja be ireto
Qualité an'ireo tena farak'izay tsara ✅. Afapo vao mandoa vola
100.000 ar izy teo aloha fa ataontsika 75.000 ar , prix destockage
Efa ireo misoratra @ sary ireo ny pointure disponibles
Tsy anenenanareo io fa makà haingana 😍
Contact 0386803635
Livraison partout ✔️

Arrivage 😍Tennis pour femme manjakely 🌹Misy karazany 2 ny couleur amin'ilay motif : doré ou gris Amin'iza no mety aminar...
11/07/2026

Arrivage 😍
Tennis pour femme manjakely 🌹
Misy karazany 2 ny couleur amin'ilay motif : doré ou gris
Amin'iza no mety aminareo 😋
Pointure 35 36 37 39 40 misy daholo
Vitsy kely ny stock fa aza tara an ☑️
Manao livraison/ mandefa @ faritra
Contact 0386803635

Arrivage tennis mafana tsara ‼️Mety amin'izao ririnina zao Pointure 36 à 41 chaussé Petite ✅Prix : 55.000 ar 4 couleurs ...
04/07/2026

Arrivage tennis mafana tsara ‼️
Mety amin'izao ririnina zao
Pointure 36 à 41 chaussé Petite ✅
Prix : 55.000 ar
4 couleurs disponibles
Mp ny commande
Contact 0386803635
Manao livraison/ mandefa @ faritra

Idée cadeau fête des pères 😋Tennis adidas 🔥Modèle tsara be ity Ann ✅, Qualité tsara be ihany koa Pointure 39 à 43 no dis...
14/06/2026

Idée cadeau fête des pères 😋
Tennis adidas 🔥
Modèle tsara be ity Ann ✅,
Qualité tsara be ihany koa
Pointure 39 à 43 no disponible ‼️
Prix ;75.000 ar fotsiny 🌹
Manao livraison/ mandefa Amin'ny faritra rehetra
Contact 038.68.036.35

Modèle tsara be ity Ann ✅, Qualité tsara be ihany koa Pointure 39 à 43 no disponible ‼️Prix ;75.000 ar fotsiny 🌹Efa phot...
14/06/2026

Modèle tsara be ity Ann ✅,
Qualité tsara be ihany koa
Pointure 39 à 43 no disponible ‼️
Prix ;75.000 ar fotsiny 🌹
Efa photo reel 💫
Manao livraison/ mandefa Amin'ny faritra rehetra
Contact 038.68.036.35

Ireto mbola misy vitsivitsy disponibles ✅ Prix destockage avy hatrany Efa io ny prix na maka Maro aza Ann ! Tsy milatsak...
13/06/2026

Ireto mbola misy vitsivitsy disponibles ✅
Prix destockage avy hatrany
Efa io ny prix na maka Maro aza Ann ! Tsy milatsaka intsony fa efa atao mora be 😋
Na mbola hivarotra aza mbola mety tsara ❤️
Ny pointure sy ny prix efa misoratra tsara @ sary tsirairay
À partir 39000 ariary
Tsy hahita prix mora noho ity intsony ianareo fa aza tara 🔥
Manao livraison/ mandefa @ faritra
Contact 0386803635

Raha mbola hatsarana qualité aloha Ann 😍. Tena tsara be zareo ity an.Tennis très élégante pour femme 🌹Tena hoe manja ee,...
13/06/2026

Raha mbola hatsarana qualité aloha Ann 😍. Tena tsara be zareo ity an.
Tennis très élégante pour femme 🌹
Tena hoe manja ee, afapo tsara ianareo vao mandoa vola , zay Ann !!!! Afapo vao mandoa vola
Pointure efa misoratra @ sary
Prix 100.000 ar seulement ✅
Manao livraison/ mandefa @ faritra
Contact 0386803635

Tennis semi class pour homme Alefaso ny commande fa vitsivitsy ihany no disponible amin'ireto 🌹Pointure sy prix efa miso...
13/06/2026

Tennis semi class pour homme
Alefaso ny commande fa vitsivitsy ihany no disponible amin'ireto 🌹
Pointure sy prix efa misoratra amin' ny sary tsirairay ✅: 55.000 ariary
Manao livraison izahay / mandefa @ faritra
Contact 0386803635

Ataontsika promotion be ireto ✅Prix tena varoboba fa hararaoty Afaka mampitaha prix ianareo fa tsy ahita mora noho ireo ...
07/06/2026

Ataontsika promotion be ireto ✅
Prix tena varoboba fa hararaoty
Afaka mampitaha prix ianareo fa tsy ahita mora noho ireo 😋🫶🏻
Ny prix sy ny pointure efa misoratra mazava tsara @ sary tsirairay, tsy mila anontaniana sur mp intsony ‼️
Manao livraison izahay
Mandefa Amin'ny faritra
Contact 0386803635

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jedid STORE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category