AS. Rakoto

AS. Rakoto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AS. Rakoto, Design & Fashion, Antananarivo 102, Antananarivo.

Création et réalisation de tous vos désirs en matières d'habillement, de prêt-à-porter de décoration intérieur et sur mesure.

🌸"Tout l'amour d'une passion à votre portée"🌸

Teto zao dia robe cloche à motif doré mafatifaty kely no natao hoan'i   kely hiatrehany ny   ..... 🌸Tsara ery sady afa-p...
21/12/2024

Teto zao dia robe cloche à motif doré mafatifaty kely no natao hoan'i kely hiatrehany ny ..... 🌸

Tsara ery sady afa-po ry zareo 🌸🌸🌸

Ity indray ary no entina mirary faran'ny herinandro hoanareo rehetra ehh 🤎♥️Mandray commande hatrany izahay an.
08/11/2024

Ity indray ary no entina mirary faran'ny herinandro hoanareo rehetra ehh 🤎♥️

Mandray commande hatrany izahay an.

Entina mirary herinandro mahafinaritra hoanareo indray ity   tsotsotra ity 💙💙Dispo de suite @ taille S sy M an (fa afaka...
28/10/2024

Entina mirary herinandro mahafinaritra hoanareo indray ity tsotsotra ity 💙💙
Dispo de suite @ taille S sy M an (fa afaka ataontsika sur mesure koa raha tinareo😁)

Mazava hoazy an, réalisable ihany koa lamba tianareo 💙

Bonne semaine daholo ary eh🤍💙

 Ity asehoko anareo ity ny commande noraisiko voalohany indrindra t@ taona 2022 tany. T@zany mbola tena hoe natahotra be...
25/10/2024



Ity asehoko anareo ity ny commande noraisiko voalohany indrindra t@ taona 2022 tany. T@zany mbola tena hoe natahotra be ery hoe ho tafavoaka ve, fa teo ilay hoe 😅 no anisan'ny fitaovana nentina niady.
Afapo be ny cliente ❤️

Inty ary ny fifanaraha ara-barotra.Misaotra betsaka anareo sahady.----------------------------------Voici nos conditions...
22/10/2024

Inty ary ny fifanaraha ara-barotra.
Misaotra betsaka anareo sahady.
----------------------------------
Voici nos conditions générales de ventes
Vous remercie déjà.

Nouvelle semaine, nouveau défit... 🤗Mirary herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra.Dia aza adino an, efa misokatra ny...
21/10/2024

Nouvelle semaine, nouveau défit... 🤗

Mirary herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra.
Dia aza adino an, efa misokatra ny fandraisana commande zao 🤗.

16/10/2024



Tena tsara ny FOTSY? Sa ahoana hoy ianareo? 😁

Na hoentina mihaja na hoentina n'aiza n'aiza dia manja be foana hoa...
..Ndao aza ataotsika zay mivoaka aloha eh..😁

Paré ve? 😁 Zarazarao ho hitan'ny namana aza

Address

Antananarivo 102
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AS. Rakoto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share