28/05/2025
🎉🎁Ndriiii🥹Ahazo fond izany ny Mme anao dia irariako mba ho départ ampiroborobo be ny vola miditra ao aminareo ity Ball ity.Dia Mirary vola miditra be dia be ho anareo roa(2) izay nandrombaka ny FOND DE DEPART.Alaina mivantana aty aminay ny loka ary mipaty izay tianao ianao .
Araho hatrany ny pejy Allô W***y fa alefako indray ny 2nde Round fizarana fond de départ