Tso'Art mode

Tso'Art mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tso'Art mode, Apparel & Clothing, ambohimahintsy, Antananarivo.

🔍Fantatrao ve ny vokatsoa hoentin'ny Akondro🍌 amin'ny volotsika ???🌟Anisan'ny masque  natoraly tena tsara be amin'ny vol...
24/04/2025

🔍Fantatrao ve ny vokatsoa hoentin'ny Akondro🍌 amin'ny volotsika ???

🌟Anisan'ny masque natoraly tena tsara be
amin'ny volotsika ny akondro, mety amin'ny karazam-bolo rehetra .

🌟Manakarena otrikaina, ahitana vitamine A, B(zay tena ilain'ny volotsika), C "Antioxidant naturel"()

🌟Mampalefaka be ny volo, miaro ny volo tsy ho maina be, izany hoe m'hydraté tsara ny volotsika ny Akondro

💁Ireto ary avy ary ny fangaro sy fikarakarana azy 😊

🌟Raha te ampangirana be ny volo 😍

🍌Akondro
🥚Atody (tapotsiny no ilaina)
💦Huile d'olive

✔️Fatra zay mahampy ny volon'ny tsirairay.
(Ohatra hoe akondro 2 ,atody 1, huile 3sotro )

Afangaro tsara , avy eo atao masque, alona 15min -30min eo2, avy eo sasana.
Ho hitanao fa angirana tsara ny volonao.
Sady mampasalama volo be ny mampiasa masque naturel.

🌟Raha toa ka te hydraté volo
Hoatsika manana volo oly2, curly ireny, betska koa nareo nangataka astuce momba izay dia ireto ary ny zavatra ilaina e😊

🍌Akondro
🥑Avocat (afaka tsy asina raha tsy mahita, fa tsara be raha mahita)
🥛Ronono(Afaka atao yaourt nature koa)

Afangaro tsara ireo dia atao masque hatrany, alona 30min, alona ela2 kely, dia sasana....
Andramo fa ho hitanao fa tsy maina kely zany tsun ny volonao fa mandimandina tsara sady mivoka tsara ny endriny 😍

🎊 Manala angandrano koa izy afangaro amin'ny tantely

Nahaliana anao ve le resaka akondro ???😊

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza mifaninana amin'ny hafa, amin'ny vadin'ny hafa, amin'ny fananan'ny hafa, amin'ny tokatranon'ny hafa, sns.SATRIA:Ny a...
23/04/2025

Aza mifaninana amin'ny hafa, amin'ny vadin'ny hafa, amin'ny fananan'ny hafa, amin'ny tokatranon'ny hafa, sns.
SATRIA:
Ny anao tsy ho azy mihitsy ARY ny azy tsy ho anao mandrakizay.

Samy manana ny lalana hitondrana ny fiainan'ny mpivady tsirairay Andriamanitra
Samy manana ny fomba hitahiana ny fiainan'ny mpivady tsirairay Andriamanitra
Esory ao antsaina FA tsy nisy nitovy, tsy misy mitovy, tsy hisy hitovy izany!!!

Ho reraka sy ho kivy isika raha mifaninana
Hijaly amin'ny fialonana isika raha mifaninana
Ho very ny fifaliana sy ny fiadanana raha mifaninana

Mifalia raha notahiana ny hafa
Mifalia raha nambinina ny hafa
Izany no atao hoe " tena zanak'Andriamanitra"

Farany,
Izay anjaranao tsy hisy haharombaka
Tsy miangatra sady tsy manavakavaka Andriamanitra
Manana ny fombaNY sady hendry amin'ny fitondraNY IZY
Mitoera mahatoky tsara amin'ny fanompoana an'i Jesosy ....
Dia miasà koa tsara, reseo ny hakamoana

Hoy ilay hira mamiko izay hoe:
Indro tazako ny fiovana
Mbola toa fela-tanana nefa toa tsy azo hialana
Foko ô! Faingàna miomàna
Tsy lavitra fahagagaga fa tonga dia mitsangana

Tsy lany hevitra hamonjena anao Jesosy ary vonona ny hampamirapiratra anao
Amen🙏

Tahian'Andriamanitra mitafotafo 🙏

Pejy Tokantrano sy Fanambadiana

Mitohy hatrany ny fandraisana commande an😍😍😍
18/04/2025

Mitohy hatrany ny fandraisana commande an😍😍😍

AZA KIVY!!!“Misy fotoana eo amin’ny fiainana izay toa tsy azo resena ny zava-drehetra, nisy fotoana very ny finoanao, re...
16/04/2025

AZA KIVY!!!

“Misy fotoana eo amin’ny fiainana izay toa tsy azo resena ny zava-drehetra, nisy fotoana very ny finoanao, rehefa tsy misy zavatra mandeha araka ny efa nomaninao, misy fotoana ianao te hilavo lefona fotsiny.

Mavesa-danja sy mandreraka anao ny fahasahiranana lalovanao ankehitriny. Mitaky ezaka be fotsiny ny tsiky na ny fijoroana ho vavolombelona, ​​ary hitanao fa ao anatin'ny lavitr'ezaka eo amin'ny fiainanao tsy misy lalana hivoahana.

Fa fantaro fa hilamina ny zava-drehetra. Mety tsy anio, mety tsy rahampitso, fa hilamina ihany ny zava-drehetra amin’ny farany. Aza very fanantenana, mahareta, mitadiava hery ao anatinao mba hitohy hatrany amin’ny ady, ary tadidio fa hilamina ny zava-drehetra amin’ny farany.

Mahereza hatrany fa isaky ny misy tafiotra dia miposaka indray ny masoandro. Rehefa maizina ny faravodilanitrao, tsarovy fa mandalo ny rahona. Na dia tsy mitsahatra aza ny orana, dia hanome tara-masoandro tsara tarehy izany amin’ny farany.
Tsy misy na inona na inona maharitra mandrakizay."

Aza kivy mihitsy ✊✊✊✊

16/04/2025
Mitohy hatrany ny fandraisana commande ato amin'ny Tso'Art mode an
16/04/2025

Mitohy hatrany ny fandraisana commande ato amin'ny Tso'Art mode an

Coucou daholo !Mitohy hatrany ny fandraisana commande ato amin'ny Tso'Art mode  an
15/04/2025

Coucou daholo !
Mitohy hatrany ny fandraisana commande ato amin'ny Tso'Art mode an

Coucou daholo !Efa manimanitra fety sahady ndray tsika an.Ho anareo zay mbola tsy nahita didin'akanjo hoentina amin'ny p...
10/04/2025

Coucou daholo !
Efa manimanitra fety sahady ndray tsika an.
Ho anareo zay mbola tsy nahita didin'akanjo hoentina amin'ny p***a dia ireto misy modely afaka hisafidianana tsara an,😊😊
Sur commande hatrany ny antsika😘

Ho anareo izay mbola tsy nahita modèle ho an'ny harenakelinareo ao😍😍😍Ireto misy vitsivitsy hatolotry Tso'Art mode anareo...
21/11/2024

Ho anareo izay mbola tsy nahita modèle ho an'ny harenakelinareo ao😍😍😍
Ireto misy vitsivitsy hatolotry Tso'Art mode anareo
Mp ny commande an

Miarahaba antsika rehetra indray ô😍     Akaiky zao ny fety an ❤️izahay de mandray commande zaitra sur mesure na par tail...
18/11/2024

Miarahaba antsika rehetra indray ô😍
Akaiky zao ny fety an ❤️izahay de mandray commande zaitra sur mesure na par taille
Mandray modèle rehetra na lahy na vavy na ho an zaza ihany kooo❤️
Sarany mirary dia mirary
Lieu:Vatosoa Ankadindramamy
Aza adino ny mi abonné ny pagentsika an😍😍😍

Address

Ambohimahintsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tso'Art mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share