Dr. Cuir

Dr. Cuir Maroquinerie artisanale Malagasy de haute qualité.

🔴TSY MANANTENA ININONA AHO AMIN'ITY TAONA VAOVAO ITY🤔Tsy hisy fivoarana ho ahy ity taona ity raha tsy efa manana PLANINA...
02/01/2026

🔴TSY MANANTENA ININONA AHO AMIN'ITY TAONA VAOVAO ITY🤔

Tsy hisy fivoarana ho ahy ity taona ity raha tsy efa manana PLANINA maty paika hanovàna tantara sy fanatsarana ny efa natao aho hiatrehana sy hamakivakiana ity 2026 ity.

Noho izany:
👉Ho ampiakariko ny lentan'ny fahaiza-manaoko.
👉Tsy hahamenatra ahy ny hianatra ireo izay tsy mbola haiko kanefa ilaiko.
👉Ampiomaniko ny saiko sy ny foko hahay HIAINA FAHOMBIAZANA sy hahazaka hatrany ny FIDONANA AMIN'NY POTEAU.

Tsy hiandry ny taona hanova ahy aho fa izaho no hanova ny tenako ho ACTEUR PRINCIPAL ho an'INGAHY 2026.

Ary ny anao manakory???

🥳HAHOMBY DAHOLO ANIE ISIKA🥳
©Dr.Cuir

🤔MBA MIERITRERITRA VE IANAO?Te hanontany fotsiny aho hoe: mba mieritreritra an'iDr. Cuir ve ianao io tamin'izay fotoana ...
30/12/2025

🤔MBA MIERITRERITRA VE IANAO?

Te hanontany fotsiny aho hoe: mba mieritreritra an'iDr. Cuir ve ianao io tamin'izay fotoana elaela izay sa dia miaina fotsiny amin'izao any amin'ny misy anao any??? Mba mieritrereta ihany e☺️

🥳Manomana ZAVATRA MILAY ho anao ny tenanay amin'io taona hoavy io fa araho akaiky.

❤️SAMIA HO TRATRIN'NY TAONA VAOVAO AVY ISIKA MIANAKAVY Ô❤️

🔴 DÉFI NY AHY IO🔴Manomboka mitazana anao sy jinjonao ny zava-baovao...Efa elaela no nandrahoana azy.Tena ny fitiavako ma...
08/12/2025

🔴 DÉFI NY AHY IO🔴

Manomboka mitazana anao sy jinjonao ny zava-baovao...
Efa elaela no nandrahoana azy.

Tena ny fitiavako manontolo no natontoko tao. Ny zaitra, ny tapaka, ny zoro ary ny firafiny rehetra dia mitantara aminao avy hatrany fa be fitiavana sy manam-paharetana aho. Ireo endriny sy ny lafiny samy hafa ary miavaka no akon'ny fitempon'ny foko♥️.
Dia ilay fiantraikany tsara any anatinao any no tena dian-tanako amin'ny fiainanao rehefa manjifa ny VOKATRA SIZAL MAROQUINERIE ianao.
Ity haitao iray ny no "Mari-pandrefesanao ny fitiavako raha handrefy ianao...
©Dr.Cuir

🥹🥰 MILA VEHIVAVY CÉLIBATAIRE AHOIzaho Dr.Cuir dia mitady namana vehivavy: - Tsy manambady- Botabota fohy- kelikely maso ...
04/12/2025

🥹🥰 MILA VEHIVAVY CÉLIBATAIRE AHO

Izaho Dr.Cuir dia mitady namana vehivavy:
- Tsy manambady
- Botabota fohy
- kelikely maso toy ny sinoa
- Karanarana endrika sady lava orona
- Tsy mifidy Volon-koditra
- Tsy kizitim-belona sady tsy saropiaro
- Tia vokatra vita malagasy
- Tsy maninona na efa manambady aza
👉 Ny antony: MBA HANJIFA NY VOKATRA noforoniko izay ao amin'ny kaomantera ho an'ny vadiny, na ny sipany, ny dadany, ny anadahiny, ny zanany lahy, na ny vadin'olona izay iarahany sns... Fa efa akaiky izao manko ny krismasy😁😁.
Misaotra tompoko!😁

🤔MANETRY TENA VE IANAO?Raha resaka haitao amin'ny fikirakirana hoditra( Maroquinerie).Ny fahaiza-manao sy fahaiza-mamoro...
03/12/2025

🤔MANETRY TENA VE IANAO?

Raha resaka haitao amin'ny fikirakirana hoditra( Maroquinerie).
Ny fahaiza-manao sy fahaiza-mamorona ary ny fahafehezana nohon'ny fianarana sy fikarohana ary traikefa
amin'ity " matière noble " ( cuir véritable) ity dia👉TSY MANETRY TENA MIHINTSY AHO. Haiko io, kapoako io, anisan'ny mafy aho amin'io resaka io ary atokisako ity tanako ity!!!
🥰Manampy be ahy ihany koa ny fankasitrahana alefanareo rehefa faly maharay ny kaomandy ianareo🥰

©Dr.cuir

🥰Mirary faran' ny herinandro feno fitoniana ho anao io ô!🥰Mino aho fa lalana tsara io izoranao io. Aza mihemotra re a, m...
28/11/2025

🥰Mirary faran' ny herinandro feno fitoniana ho anao io ô!🥰
Mino aho fa lalana tsara io izoranao io. Aza mihemotra re a, miareta kely moa e. Henoy ny fonao dia ho mamy no hiafaran'io tantara io🥹
©Dr.Cuir

♥️♥️♥️Miraikitra ao an-dohako sy manana toerana ato am-poko manokana ny tsy hanao afa-tsy ny TSARA.
27/11/2025

♥️♥️♥️
Miraikitra ao an-dohako sy manana toerana ato am-poko manokana ny tsy hanao afa-tsy ny TSARA.

"TSY HAIKO NY MAMONO ERITRERITRA "♥️ « Voici qui je suis. »♥️ « Voilà ce que j’incarne. »♥️ « Voilà le niveau que je por...
26/11/2025

"TSY HAIKO NY MAMONO ERITRERITRA "

♥️ « Voici qui je suis. »
♥️ « Voilà ce que j’incarne. »
♥️ « Voilà le niveau que je porte. »
♥️ « Voilà la qualité que j'offre. »
🥰 « Voici donc ce que j'exige. »

TSY AFAKA MANOLOTRA NY MIFANOHITRA AMIN'NY HATSARAKO ho anao aho.
Dr. Cuir

Izao vao hatory...Vita aloha ny anio...🥰Efa m'dôdô daholo ianareo izay. 🌛🌙👉Miketrika ny faratampony ho anareo aho amin'i...
25/11/2025

Izao vao hatory...Vita aloha ny anio...🥰
Efa m'dôdô daholo ianareo izay. 🌛🌙
👉Miketrika ny faratampony ho anareo aho amin'ity Tao-hoditra ity.
Soava mandry ô!

24/11/2025

TENA MIFONA AMINAREO AHO, Dr.Cuir:
fa kay mbola entin'ilay olon-tsy fantatra tsy vanona ity Page ity.
Vente betsaka no efa nosimbainy tato hatramin'ny androany.
Efa miezaka aho manamafy ny sécurité an'ity Page ity tompoko.

😱 "Dr.Cuir, fa inona no SECRET maha-tsara kalitao ny vokatrao kay azafady???"HOY AHO HOE:👉Satria OLONA TSARA AHO👉Satria ...
20/11/2025

😱 "Dr.Cuir, fa inona no SECRET maha-tsara kalitao ny vokatrao kay azafady???"

HOY AHO HOE:
👉Satria OLONA TSARA AHO
👉Satria mifankatia mihoatra izaho sy ny akora ampiasaiko (Mifandray am-po izahay)
👉Satria mendrika anao amin'izay ny vokatra vita gasy tsara kalitao
👉Satria mahamenatra ahy loatra raha ho diso fanantenana ianao.

©Dr Cuir

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr. Cuir posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share