09/12/2025
Mamy Masira ve?
Tia misakafo ~ Fizarana sakafo ny eto đ
Mivarotra ihany koa ny asa-tanana vita sy voafehy.
Misaotra ho anâireo izay nandray anjara taminâny Cake moelleux au chocolat rehetra, ary mandray commande hatrany ho anâizay mbola tsy nanandrana. đđ„°
Efa ho avy ihany koa ny plat vaovao < SOUPE AVO RAZANA > â„ïž tena bombaa io anh!!!
Bonne journée daholo ooo!!!