28/05/2026
🥀 "Maman", "Mama", "Neny", "Rabofy😜", "Ramamany 😅",... Dia mbola maro hafa koa 🌺
💌 Manolotra kilalao antsika azoana fanomezana maimaimpoana ka olona 5 be izao no ho sarihana isan'andro manomboka ny Alakamisy 28 izao amin'ny 7 ora ariva ka mifarana ny Alahady ilay tena "fetin'ny reny" amin'ny 2ora tolakandro.
🍫 Ka manasa antsika rehetra handray anjara. Efa voalaza etsy ambany ny fomba fandraisana anjara ka izay milalao ihany moa no mahazo koa 😅
👑Teny tsy afaka ao ambava mihintsy izany matetika rehefa sendra taitra, matahotra, faly, marary... Indraindray tsy tandrintsika hoe mbola manana "chance" be isika mbola afaka miantso izany teny izany.
🫰🏽Andao mba atokana ho azy indray io andro io e. Raha tsy nisy anie izy tsy hary isika e.
PS: isika vehivavy rehetra dia raisina ao anatin'izany satria isika anie ravaky ny tokantrano e🔥 ka na eto Tana na eny amin'ny faritra dia afaka mandray anjara avokoa fa afaka manao livraison izahay raha sendra misy tsy fahafahana (na kamo😜).
⚠️ Cadeau spécial pour femme. Soutenons les entreprises locales, soutenons-nous entre patriotes Malagasy 🇲🇬