Formation coupe et couture

Formation coupe et couture Formation : coupe et couture, manipulation machine industrielle, modulaire formation en coupe et couture/ machine industrielle

Mirary herin’andro finaritra anareo rehetra mpanaraka ny pejy🤗Ho anareo izay efa ao anatin’ny fialan-tsasatra dia aza ad...
28/07/2025

Mirary herin’andro finaritra anareo rehetra mpanaraka ny pejy🤗

Ho anareo izay efa ao anatin’ny fialan-tsasatra dia aza adinoina fa amin'ny heriny anio ny fidirana ho an'ny “cours spécial vacances”.

Iray volana monja ny fampianarana, kanefa hahaizanao zavatra be dia be.

Raha te hahazo ny andinindininy ianao dia afaka mandefa hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny 0345487914 - 0331078874

Mirary soa o 🥰





Manao ahoana tokoa moa ny fandehan’ilay Cours spécial vacances - Coupe et haute couture e ? Maromaro ianareo no nametrak...
25/07/2025

Manao ahoana tokoa moa ny fandehan’ilay Cours spécial vacances - Coupe et haute couture e ?

Maromaro ianareo no nametraka io fanontaniana io taminay tany amin’ny hafatra miafina.
Ka andeha ary ho valiantsika ato anatin’ny “𝑭𝒂𝒏𝒕𝒂𝒕𝒓𝒂𝒐 𝒗𝒆?” izy io anio.

Araho ao anaty sary avy hatrany ary ny fanazavana avy aty aminay. 👇

📌 Fampatsiahivana kely, efa manomboka ny fisoratana anarana ho an’ny cours spécial vacances. Fidirana : 04, 05, 06 Aogositra ho avy izao

📌 Ny fisoratana anarana na hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny 0345487914 - 0331078874

Mirary faran’ny herin’andro finaritra o !

—————————————

Ny “Fantatrao ve?” dia fotoana hamalianay ireo fanontanianareo mahakasika ny fampianarana zaitra ato amin’ny Formation Coupe et Couture.

Raha misy fanontaniana manitikitika anao dia afaka apetrakao eo amin’ny commentaire avy hatrany fa vonona hamaly anao izahay.





Natao ho anao maniry hianatra zaitra ity tolotra ity COURS SPÉCIAL VACANCES 🧵 Fampianarana zaitra mati hanina mandritra ...
22/07/2025

Natao ho anao maniry hianatra zaitra ity tolotra ity

COURS SPÉCIAL VACANCES 🧵
Fampianarana zaitra mati hanina mandritra izao vankasy izao.

Ny tombony ?
📌 Iray volana manja no faharetan’ny fampianarana.
📌 Mora azo sy ampiarina ny fomba fampianarana ato aminay.
📌 Mpampianatra efa za-draharaha sy mati hanina no handray an-tanana anao.

Modules efatra (4) be izao no ho voafehinao :
- robe,
- Jupe,
- Chemise,
- Pantalon.

Fampianarana 100/100 azo antoka.

Fidirana : 04, 05, 06 aogositra 2025 ho avy izao.

📌 Ny andinidininy sy ny fisoratana anarana dia hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny 0345487914 - 0331078874

Voafetra ny toerana ka fandrio dien’izao ary ny toeranao 🤗





Tianao ve raha manovo fahalalana vaovao indray mandritra ity fialan-tsasatra ity ? Misokatra indray ny fisoratana anaran...
17/07/2025

Tianao ve raha manovo fahalalana vaovao indray mandritra ity fialan-tsasatra ity ?

Misokatra indray ny fisoratana anarana ho an’ny COURS SPÉCIAL VACANCES ato aminay 🏖️

🧵Ilay fampianarana zaitra feno, iray volana monja ny faharetany.
🧵 Mety tsara ho an’ny “débutant” ny endriky ny fianarana
🧵 Sady misy “théorie” no misy “pratique”
🧵 Modules efatra (4) be izao no ho voafehinao :

► robe
► Jupe
► Chemise
► Pantalon

Voafetra ny toerana mba hitandrovana foana ny kalitaon’ny fanarahana ny mpianatra tsirairay.

Fidirana : 04, 05, 06 Aogositra 2025 ho avy izao.

📌 Ny andinidininy sy ny fisoratana anarana dia hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny 0345487914 - 0331078874





Inona moa izany ny tombontsoa rehefa mahay manjaitra ? Fanontaniana mety efa haintsika ny valin’izy ity. Fa ho resahants...
11/07/2025

Inona moa izany ny tombontsoa rehefa mahay manjaitra ?

Fanontaniana mety efa haintsika ny valin’izy ity.
Fa ho resahantsika ato anatin’ny “𝑭𝒂𝒏𝒕𝒂𝒕𝒓𝒂𝒐 𝒗𝒆?” izy anio.

Araho ao anaty sary avy hatrany ary ny fanazavana avy aty aminay. 👇

📌 Fampatsiahivana kely, efa misokatra ny fandraisana mpianatra ho an’ny “Atelier de couture - spécial vacances”
📌 Ny fisoratana anarana na hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny 0345487914 - 0331078874

Mirary faran’ny herin’andro finaritra o !

—————————————

Ny “Fantatrao ve?” dia fotoana hamalianay ireo fanontanianareo mahakasika ny fampianarana zaitra ato amin’ny Formation Coupe et Couture.

Raha misy fanontaniana manitikitika anao dia afaka apetrakao eo amin’ny commentaire avy hatrany fa vonona hamaly anao izahay.





Miditra anaty vanim-potoan’ny fialan-tsasatra isika izao. Ary raha manovo fahalalana vaovao indray ao anatin’ny fotoana ...
08/07/2025

Miditra anaty vanim-potoan’ny fialan-tsasatra isika izao.
Ary raha manovo fahalalana vaovao indray ao anatin’ny fotoana fohy ?

Natao ho anao ny 👉 Atelier de couture — spécial vacances 🏖️

Fampianarana zaitra mati-hanina ao anatin’ny fotoana fohy.
Mandeha “par module” ny fianarana ireo zaitra ka andro vitsivitsy ihany no ilaina hamehezana azy.

🧵 Fampianarana 100/100 azo antoka izy io. Sady manao « pratique » no manao « théorie » isika.
🧵 Mampiasa « patron » sady mianatra modely maro.

Amin’ny maha “atelier de vacances” azy dia voafetra ny toerana mba hampirindra tsara ny fanarahana ny mpianatra.

Raha maniry hisoratra anarana ianao dia manasa anao hiantso ny laharana 0345487914 - 0331078874 na hiditra hafatra miafina (MP).





Izahay ato amin'ny Formation coupe et haute couture dia miaraba antsika rehetra tratry ny Asaramanitra. Ny soa sy ny tsa...
25/06/2025

Izahay ato amin'ny Formation coupe et haute couture dia miaraba antsika rehetra tratry ny Asaramanitra.

Ny soa sy ny tsara anie ho amintsika rehetra amin'ity tontolo andro ity.




Faly miarahaba ny Reny rehetra izahay eto amin'ny Chica LaCouture.Mirary soa indrindra tompoko 🌸    ̂tesdesmères
25/05/2025

Faly miarahaba ny Reny rehetra izahay eto amin'ny Chica LaCouture.

Mirary soa indrindra tompoko 🌸



̂tesdesmères

Voulez-vous devenir une styliste professionnelle ?Mais, pour des raisons personnelles, vous ne pouvez pas vous déplacer ...
02/04/2025

Voulez-vous devenir une styliste professionnelle ?
Mais, pour des raisons personnelles, vous ne pouvez pas vous déplacer ?

Découvrez notre formation en coupe et haute couture à domicile, pensée spécialement pour vous ! Nos formateurs se déplacent directement chez vous pour vous offrir un apprentissage personnalisé et de grande qualité.

La formation est à durée condensée. Une formation intensive d’un mois seulement.

Vous apprendrez à réaliser :
- Des robes élégantes
- Des jupes stylées
- Des chemises raffinées
- Des pantalons impeccables

Avec Un apprentissage en deux temps : La partie théorique pour maîtriser toutes les connaissances essentielles de la couture. La partie pratique pour appliquer les techniques apprises et pour obtenir des résultats concrets.

Conçue pour les débutants, cette formation vous fournira toutes les bases nécessaires pour exceller dans chacun de ces modules.

Prêt à commencer votre aventure ?
Pour l’inscription ou pour plus d’informations, envoyez un message privé (MP) ou appelez directement le 0345487914 / 0331078874.





Maniry ny ho lasa mpanjaitra mati hanina ve ianao ?Kanefa noho ny antony manokana dia tsy afaka manantona mivantana ?For...
09/03/2025

Maniry ny ho lasa mpanjaitra mati hanina ve ianao ?
Kanefa noho ny antony manokana dia tsy afaka manantona mivantana ?

Formation coupe et haute couture à domicile no mety aminao izany.
Ny mpampianatra no manantona anao mivantana. 😁

Module efatra avy hatrany no hita ao anatiny ary iray volana monja no faharetan’ny fampianarana.
Ireto avy ny module :
- robe
- Jupe
- Chemise
- Pantalon

Fampianarana zaitra feno : « Théorie » ianaranao ireo tsara ho hay rehetra amin’ny zaitra « Pratique » ampiharanao avy hatrany ny zaitra atao

Natao ho an’ny «débutant » ny fampianarana : hianarana ny fototra rehetra hahatonga anao hahafehy ireo modules ireo.

Ny fisoratana anarana na hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny 0345487914 - 0331078874





Izahay ato amin’ny formation coupe et couture dia faly miarahaba anao Tratry Ny Taona 2025Mirary fahombiazana feno ho an...
31/12/2024

Izahay ato amin’ny formation coupe et couture dia faly miarahaba anao Tratry Ny Taona 2025

Mirary fahombiazana feno ho an’ny mpianatra rehetra. Mankasitraka ny fahatokianareo tamin’ny taona lasa teo.

Ny mpampianatra ato aminay dia mbola vonona hanome ny soa sy ny tsara ho anareo hatrany.

Mirary soa tompoko




Maniry ny handalina sy hianatra ny momban'ny zaitra ve ianao ? 😁Natao ho anao ity : 🧵FORMATION COUPE ET HAUTE COUTURE 🪡 ...
21/11/2024

Maniry ny handalina sy hianatra ny momban'ny zaitra ve ianao ? 😁

Natao ho anao ity :

🧵FORMATION COUPE ET HAUTE COUTURE 🪡

Cours normal

Ilay fampianarana zaitra feno hahafehezanao modules efatra (4) avy hatrany.
- robe,
- Jupe,
- Chemise,
- Pantalon.

📍 16 séances no faharetan’ny fampianarana (cours accéléré izy io)
📍 Fampianarana zaitra feno io atolotray ho anao io.

Araraoty fa io ny vague farany ho amin’ity taona ity.
Fidirana : 2-3-4 desembra 2024

Raha maniry hisoratra anarana ianao dia manasa anao hiantso ny laharana 0345487914 - 0331078874 na hiditra hafatra miafina (MP).





Address

Anosizato Est II (près Terminus Bus 157
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation coupe et couture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share