10/01/2025
Hello hello❤️
Mamokatra ny tsara foana izahay ho anareo
Ity ndray ary “Sling back”
8cm de hauteur🫶🏻
Pointure 39
Je tiens a rappeler fa Locale foana ny vokatra ato aminay nefa tsara✅
Inona ary ny andrasana fa avia manao commande eh🛍️
Amin’ny vidiny 75.000ar fotsiny🫶🏻
Afaka manao reproduction an’izay modèle tinao ihany koa izahay 1 semaine monja fotsiny de efa vita
Bonne journée ❤️