KAPA JIABY

KAPA JIABY kAPA JIABY, votre boutique en ligne de claquettes et sandales tendances ✅

Mba EFA nahazo vé enao amin'ity qualité tsara bé ity ? 🔥🔥🔥
11/04/2026

Mba EFA nahazo vé enao amin'ity qualité tsara bé ity ? 🔥🔥🔥

22/03/2026

Asian-tsika promotion Kely indray vé sa hoe Non ee ? 😅😅

Arrivage arrivage sandale pour femme indray atsika 🔥🔥Façon H 🥰 Prix mora hatrany : 20.000 ArPointure : 36 à 40 Livraison...
13/03/2026

Arrivage arrivage sandale pour femme indray atsika 🔥🔥
Façon H 🥰
Prix mora hatrany : 20.000 Ar
Pointure : 36 à 40

Livraison : tana /province

Claquette NIKE effet 3D disponible 🔥🔥🔥🔥
06/03/2026

Claquette NIKE effet 3D disponible 🔥🔥🔥🔥

05/03/2026

Ny ankizy nareo ko ave manana modèle ny kapa rehetra izay mivoka nefa tsy anaova akory fa atao haingon-trano fotsiny
😅😅😅

04/03/2026

Promotion bé fa araraoty aaaa
25.000 Ar daoly ny claquette tsika
Jusqu'à dimanche Zao ✅

Arrivage claquette  🔥🔥🔹Tena tsara Sady amle qualité top 👌 🔹 Pointure : 40 à 44 ✅ 🔹Sous carton 📦 🔹Amin'ny vidiny : 30.000...
20/02/2026

Arrivage claquette 🔥🔥
🔹Tena tsara Sady amle qualité top 👌
🔹 Pointure : 40 à 44 ✅
🔹Sous carton 📦
🔹Amin'ny vidiny : 30.000 Ar fotsiny 😊

Stock limité fa aza taraiky aaaa 🔥

Ao Amin'ny commentaire ny sary 👇👇👇




19/02/2026

Iza daoly le mitady kapakapa ambehivavy maivamaivana iny ?

Mampiverina vady misaraka waaa 🔥🔥😅😅Tena miverina izy rah vo mahazo an'ity claquette ity 🔆 Qualité : tena tsara 🔥 🔆 Point...
17/02/2026

Mampiverina vady misaraka waaa 🔥🔥😅😅
Tena miverina izy rah vo mahazo an'ity claquette ity

🔆 Qualité : tena tsara 🔥
🔆 Pointure : 40 à 44 ✅
🔆 Prix : mora loatra satria 30.000 Ar fotsiny
🔆 Sous carton 📦

Manao livraison sy mandefa am faritra izahay 🚚
Oui mandefa am faritra izahay ka 😊

Contact : 0348724550 📲

📸Photo réel daoly Ann 📸

Aza tara fa mandalo ihany ny tsara AAA

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KAPA JIABY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category