Hachy Boutique

Hachy Boutique Toujours prêt a vous aidé

22/04/2026

Arrivage tsika tsy ho ela
Tompoko ataotsika mirary ny vidiny ii ✌🏻😎💖

🔥💥 EFA DISPONIBLE IZAO! 💥🔥🚗 COUVRE VOITURE IMPORTATION KALITAO 🚗✨ Arovy tsara ny fiaranao amin’ny:☀️ Masoandro🌧️ Orana🌪️...
14/04/2026

🔥💥 EFA DISPONIBLE IZAO! 💥🔥
🚗 COUVRE VOITURE IMPORTATION KALITAO 🚗
✨ Arovy tsara ny fiaranao amin’ny:
☀️ Masoandro
🌧️ Orana
🌪️ Vovoka
✅ Matevina sady matanjaka
✅ Imperméable (tsy tantera-drano)
✅ Anatiny volonina (cotton) 👉 tsy manimba loko
✅ Misy fermeture 👉 afaka miditra anaty fiara
✅ Kalitao tena tsara 💯
📏 Misy taille rehetra:
S – M – L – XL – XXL – LC – GMC
🚚 Manao livraison manerana
📦 Mandefa any amin’ny faritra rehetra
📲 Commande & infos:
☎️ 0381820314
⚡ Stock voafetra, aza tara!

🔧 CRIC LOSANGE MATANJAKA & ARA-KALITÉ 💪🚗✅ Efa miaraka amin’ny manivelle✅ Vaovao tanteraka, mbola sous carton 📦✅ Mafy tsa...
09/02/2026

🔧 CRIC LOSANGE MATANJAKA & ARA-KALITÉ 💪🚗
✅ Efa miaraka amin’ny manivelle
✅ Vaovao tanteraka, mbola sous carton 📦
✅ Mafy tsara, matanjaka, azo itokisana
✅ Ilaina ho an’ny fiara rehetra
📌 Disponible :
🔹 2 Tonnes (2T) 👉 60.000 Ar
🔹 3 Tonnes (3T) 👉 70.000 Ar
🚚 Manao livraison
📍 Mandefa any Antananarivo sy Faritra
📞 Contact : 0381820314
📩 Message privé raisina ihany koa
✨ Vokatra tsara – Vidiny mirary – Serivisy azo antoka
⏳ Stock voafetra, raiso dieny mbola misy!

🚗 TAPIS VOITURE DE SOL – 5 PIÈCES (UNIVERSEL)Mitady tapis mafy, matanjaka ary maharitra ho an’ny fiaranao ve ianao?Ity t...
21/01/2026

🚗 TAPIS VOITURE DE SOL – 5 PIÈCES (UNIVERSEL)
Mitady tapis mafy, matanjaka ary maharitra ho an’ny fiaranao ve ianao?
Ity tapis caoutchouc 5 pièces ity no vahaolana tsara indrindra 👌
✔️ Caoutchouc qualité premium – tsy mora rovitra
✔️ Tsy mitsoaka – miaro tanteraka ny sol fiara
✔️ Mety amin’ny fiara rehetra (avant & arrière)
✔️ Miaro amin’ny rano, vovoka, fotaka
✔️ Mora diovina, endrika madio sy classe
📦 Contenu : Tapis 5 pièces , Tapis 4 piece(araka ny position rehetra)
💰 PRIX:55.000 Ar
Prix: 50.000Ar
Prix: 65.000Ar
🚚 Manao livraison Tana & Province
📞 033 71 177 72 | Inbox

21/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Diamondra Anna Rosa Razafinarivo, Valérie Alphonse Andriamiadana

🌧️☀️ LABASY / BÂCHE IMPERMÉABLE – Qualité tsaraLabasy matevina sy matanjaka, mety amin’ny trano, tsena, fiara, chantier,...
08/01/2026

🌧️☀️ LABASY / BÂCHE IMPERMÉABLE – Qualité tsara
Labasy matevina sy matanjaka, mety amin’ny trano, tsena, fiara, chantier, zaridaina 👌
✔ Maharo orana tsara
✔ Tsy tafidiran-drano
✔ Mazaka masoandro
✔ Tsy mora rovitra
✔ Misy anneaux / renfort amin’ny sisiny
🔵 LABASY MANGA
2×3 m : 30 000 Ar
3×3 m : 35 000 Ar
3×4 m : 45 000 Ar
4×5 m : 60 000 Ar
4×6 m : 65 000 Ar
6×5 m : 75 000 Ar
6×8 m : 95 000 Ar
🟢 LABASY MAINTSO (Frais Bâche)
3×4 m : 135 000 Ar
4×5 m : 200 000 Ar
5×6 m : 250 000 Ar
6×8 m : 340 000 Ar
🚚 Manao livraison Tana & Province
📞 033 711 7772
👉 Antsoy na alefaso MP

24/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Defao Madiane Moufidhou Abdoulkader, Hendritiana Fifaliana, Emira ʚɸɞ, Raza Eric

🔧 KIT OUTILS COMPLET – 160.000Ar 🔧✔️ Fitaovana feno ilaina amin’ny asa isan’andro✔️ Mety amin’ny fanamboarana fiara, mot...
21/12/2025

🔧 KIT OUTILS COMPLET – 160.000Ar 🔧
✔️ Fitaovana feno ilaina amin’ny asa isan’andro
✔️ Mety amin’ny fanamboarana fiara, moto, trano
✔️ Mafy sy mateza, mora entina (boîte solide)
✔️ Ahitana: tournevis, clés, perceuse, mèches, pince, cutter, mètre, sns…
💰 Prix : 160.000Ar
🚚 Manao livraison Tana & mandefa faritra
📞 Contact : 033 71 177 72
📩 MP ihany koa azo atao

🔥COFFRET OUTILS 925 PIÈCES 🔥Outils feno ilaina amin’ny mécanique & bricolage 💪✅ 925 pièces feno✅ Mafy sy matanjaka✅ Mety...
19/12/2025

🔥COFFRET OUTILS 925 PIÈCES 🔥
Outils feno ilaina amin’ny mécanique & bricolage 💪
✅ 925 pièces feno
✅ Mafy sy matanjaka
✅ Mety amin’ny :
• Mécanicien
• Garagiste
• Bricoleur
• Chauffeur & artisan
📦 Ao anaty valise solide
💵Prix:70.000Ar
🚚 Manao livraison Antananarivo & Faritra
📞 Antsoy:0337117772
na MP avy hatrany
⚡ Stock limité

Tapis de Voiture Standard pour les voituresTapis de voiture en 5pièces Tapis voitures en caoutchouc 👌🏾Qualité fiable💪🏻Pl...
15/12/2025

Tapis de Voiture Standard pour les voitures
Tapis de voiture en 5pièces
Tapis voitures en caoutchouc 👌🏾
Qualité fiable💪🏻
Plusieurs couleurs dispo
Noire et Beige
Prix a seulement
55.000Ar ( Tous Noire )
70.000Ar (Tous Beige)
N hésite pas nous contacté le numéro
0337117772
Possible de livré Tana& Province 👌🏾

03/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Na Titih, Andoniaina Tafitasoa

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hachy Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category