Rianala.mg

Rianala.mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rianala.mg, Apparel & Clothing, Antananarivo.

BOUTIQUE CHIC EN LIGNE

✨ Votre destination mode & tendances ✨

🛍️ Vente de divers articles : Sacs de marque, chaussures élégantes & mode enfant.

📞 Contact : 038 45 199 56 💬 WhatsApp : 033 60 07703

🎀✨ ARRIVAGE CARTABLES FILLE — TROP MIGNON ! ✨🎀💖 Ho an'ireo petites princesses tia style, paillettes & féérie 🦄👑✨Jereo an...
12/08/2026

🎀✨ ARRIVAGE CARTABLES FILLE — TROP MIGNON ! ✨🎀

💖 Ho an'ireo petites princesses tia style, paillettes & féérie 🦄👑✨

Jereo ange ireto cartables ireto 😍
🦄 Licorne féerique
👑 Princesse
❄️ Reine des neiges
🐱 Hello Kitty
🎀 Modèles girly & scintillants

✨ Design tena manintona
🎒 Maivana sy mora entina
💗 Parfait ho an'ny école
🌸 Mety tsara ho an'ny petite fille

⚠️ Stock limité — rehefa lany dia mety tsy hiverina intsony ireo modèles ireo 😍

📩 Réservation en MP
🏷️ Boutique Chic en Ligne — Pour faire briller nos petites princesses 👑💕

👉 Iza amin'ireo no tena tian'ny zanakao? 😍

Contact : 0384519956
Watsapp : 0384519956

JP ❌ 33.000ar ❌Raha Ilay bé entana bé reny ny ankizy dia ito Mety tsara .Mazaka zavatra bedebe Sady mafy tsara, mahavita...
03/08/2026

JP ❌ 33.000ar ❌
Raha Ilay bé entana bé reny ny ankizy dia ito Mety tsara .
Mazaka zavatra bedebe Sady mafy tsara, mahavita taona mihitsy 🥰

Pour 10 à 15 ans

Contact : 0384519956
Watsaapp : 0336007703

Jp ❌ 25.000ar ❌ Mafy Sady tsara qualité bé ito cartable ito maman an 🥰Pour enfants de 4 à 6 ans Contact : 0384519956Wats...
03/08/2026

Jp ❌ 25.000ar ❌
Mafy Sady tsara qualité bé ito cartable ito maman an 🥰

Pour enfants de 4 à 6 ans

Contact : 0384519956
Watsaapp : 0336007703

Zany Ary aloha ny santionany amin'ny cartable e 🥰 pour 9 à 15 ans Antonona grand format tsara Mazaka entana betsaka Mety...
01/08/2026

Zany Ary aloha ny santionany amin'ny cartable e 🥰 pour 9 à 15 ans
Antonona grand format tsara
Mazaka entana betsaka
Mety amin'ny ankizy le bé entana bé ireny
Dimensions 47*31*19 cm bé Zao

Contact : 0384519956

🎒✨ Hello hello!Ela ela tsy hita e... Mbola nanomana  arrivage cartables tena tsara sy tena milay ho anareo! 😍Ankehitriny...
01/08/2026

🎒✨ Hello hello!

Ela ela tsy hita e... Mbola nanomana arrivage cartables tena tsara sy tena milay ho anareo! 😍

Ankehitriny dia tonga ny arrivage cartable ! Endrika manara-penitra, kalitao tsara ary mety tsara hiomanana amin'ny fidiran'ny mpianatra.

⚠️ Voafetra ny isan'ny cartables, ka izay tonga aloha no mahazo safidy betsaka indrindra.

📩 Alefaso aingana Ary ny commande fa tsy handiso fanantenana anareo mihitsy ny qualité ato 🛍️🎒

Contact 0384519956
Watsaapp 0336007703

Efa Tonga ihany koa ny arrivage cartable antsika Qualité tena hoe tsara bé, tsy niova fa ohatrany ny efa nahafataranareo...
09/07/2026

Efa Tonga ihany koa ny arrivage cartable antsika
Qualité tena hoe tsara bé, tsy niova fa ohatrany ny efa nahafataranareo anay hatramin izay ihany 🤩

JP ❌23.000ar❌ sac en fourrure manjakely 🥰Contact : 0384519956
09/07/2026

JP ❌23.000ar❌ sac en fourrure manjakely 🥰

Contact : 0384519956

12/06/2026

Manja sa mandra le botte zareo ?😁

J'adore  😍botte pour petite fille tena hoe tsara bé no Sady qualité reto an Trois couleurs disponibles..( Rose, Noir, be...
12/06/2026

J'adore 😍botte pour petite fille tena hoe tsara bé no Sady qualité reto an

Trois couleurs disponibles..( Rose, Noir, beige )

Pointure 31 à 36

Prix 35.000ar detail

JP en commentaire+ confirmation lieu de livraison et contact en mp

Stock tena très limité

0384519956

Sac dame GM   Mbola arrivage hatrany a🥰 4 couleur dispo , en cuir le izy  Misy doublire, fermeture  Tena oe matevina ra ...
11/06/2026

Sac dame GM
Mbola arrivage hatrany a🥰
4 couleur dispo , en cuir le izy
Misy doublire, fermeture
Tena oe matevina ra oharina amin'ny vidiny

Prix tataka be : 22000 Ar detail

📞0384519956

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rianala.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share