03/06/2026
🔥 Te hiasa amin’ny Call Center anglophone ve ianao ?
Aza miandry ela intsony ! Tonga ny fotoana hanatsarana ny teny anglisy sy hanokafana varavarana ho amin’ny asa tsara kokoa 💼✨
📢 SPEAK TO SUCCEED dia manolotra formation manokana ho anao 👇
📚 Ireto avy ireo zavatra azonao :
✅ Fanamafisana ny fahaizana miteny anglisy
✅ Coaching sy accompagnement
✅ Fampianarana technique call center
✅ Fanamboarana CV professionnel
✅ Préparation d' entretien
💡 Formation natao ho an’ny:
✔ Débutants
✔ Ireo te hanatsara niveau
✔ Ireo mikendry hiasa amin’ny call center
🚀 Misokatra ny inscriptionsTompoko ary voafetra ny toerana !
📩 Plus d’infos :
➡️ Mandefasa message privé
📞 034 95 588 20