28/05/2025
Ireo zavatra kely ataonao isan’andro fa lehibe ho an’ilay zanakao😊
✅Ilay oroka iray alohan'ny hatory
✅Ilay fotoana kely entina mihaino azy rehefa mitantara izy
✅Ilay sangisangy madinika mampihomehy azy ireny
✅Ilay teninao hoe:Tiako anie ianao e
✅Ilay safosafo malefaka eo amin'ny lohany.
Ho anao, mety ho fahazarana fotsiny fa ho an’ilay zaza io no mampahatsiahy azy hoe tiana izy,azo ianteherana izy.
Ireo “zavatra madinika”ireo atao amin’ny fitiavana no manangana zaza salama saina sy fo❤️
Aza mieritreritra fa kely izany fa manan-danja be ho azy Ary aza amavainina ihany koa 🤗
Soavamandry daolo ouh ❤️
Abonnez-vous 🥰🙏