Tiah Mode

Tiah Mode Raha tianao ny ho ela dia manambady, fa raha tianao ho lavitra dia mandeha irery.

Zao zany lay hoe ny omby tsy azo fa atao no hita k*k
01/09/2026

Zao zany lay hoe ny omby tsy azo fa atao no hita k*k

31/08/2026

Tena tsy aritro intsony hoe efa mahay zavatra tsy takatriny saina ny Zaza ankehitrina
Indrana : stan'jah

Iza indray no efa nihaotra tato
25/08/2026

Iza indray no efa nihaotra tato

25/08/2026

Iza ary no Tena mahay ato

**⬜️🟥🟩 HISTOIRE ⬜️🟥🟩**             De Madagascar       *******INFOGRAPHIE*******          LES PRÉSIDENTS République de M...
21/08/2026

**⬜️🟥🟩 HISTOIRE ⬜️🟥🟩**
De Madagascar

*******INFOGRAPHIE*******
LES PRÉSIDENTS
République de Madagascar

1958 ➡️ 2026

🇲🇬 IÈRE RÉPUBLIQUE 1958-1975

1. *Philibert TSIRANANA* 14.10.1958 - 11.10.1972` Père de l'Indépendance

2. *Général Gabriel RAMANANTSOA* | `11.10.1972 - 05.02.1975` | Gouvernement Militaire

3. *Col. Richard RATSIMANDRAVA* `05.02.1975 - 11.02.1975`
6 jours

4. *Gén. Gilles ANDRIAMAHAZO* 11.02.1975 - 15.06.1975` Intérim

5. *Col. Justin RAKOTOARISOA*
15.06.1975 - 30.06.1975` Intérim

🇲🇬 IIÈME RÉPUBLIQUE 1975-1992*

6. *Amiral Didier RATSIRAKA* | `30.06.1975 - 27.03.1992` 17 ans

🇲🇬 IIIÈME RÉPUBLIQUE 1992-2010*

7. *Albert ZAFY*
27.03.1992 - 05.09.1996`

8. *Norbert RATSIRAHONANA* 05.09.1996 - 09.02.1997` Intérim

9. *Didier RATSIRAKA* 09.02.1997 - 05.07.2002`

10. *Marc RAVALOMANANA* 06.05.2002 - 17.03.2009`

*TRANSITION 2009-2014*

11. *Andry RAJOELINA* 17.03.2009 - 25.01.2014`
HAT = Haute Autorité de la Transition

🇲🇬 IVÈME RÉPUBLIQUE 2014-2025*

12. *Hery RAJAONARIMAMPIANINA* 25.01.2014 - 07.09.2018`

13. *Rivo RAKOTOVAO* | `07.09.2018 - 19.01.2019` Intérim - Sénat

14. *Andry RAJOELINA* 19.01.2019 - 09.09.2023`

15. *Christian NTSAY* | `09.09.2023 - 16.12.2023` Intérim - PM

16. *Andry RAJOELINA* | `16.12.2023 - 12.10.2025`

🇲🇬 PÉRIODE DE REFONDATION 2025-...*

17. *Colonel Michael RANDRIANIRINA*
Depuis 12.10.2025` * Président de la Refondation*

➡️ Président du Comité pour la Refondation de la République de Madagascar

Lysan Rabenjamina
Historien - Chercheur

*STATISTIQUES*
Total: 17

NB: Michael RANDRIANIRINA a été promu Général au moment de son accession au pouvoir en Octobre 2025 mais avait décidé de rester Colonel

Salama e! Iza avy no mampiasa ireo satroka reo alefaso ao aminy commentaire ao zay mahay
19/08/2026

Salama e! Iza avy no mampiasa ireo satroka reo alefaso ao aminy commentaire ao zay mahay

🇲🇬 KILALAO MALAGASY    Fahiny Maro ireo milaza fa efa nilaozan’ny toetr’andro ireny kilalao fahiny ireny. Matetika hono ...
16/08/2026

🇲🇬 KILALAO MALAGASY
Fahiny

Maro ireo milaza fa efa nilaozan’ny toetr’andro ireny kilalao fahiny ireny.

Matetika hono mantsy ny zaza amizao fotoana izao dia mijery fahitalavitra, milalao playstation, na xbox avokoa, na variana amin’ireny tablette numérique isan-karazany ireny.

Rehefa nanontaniana ary ireo ray aman-dreny malagasy dia tsikaritra fa mbola misy tokoa ireo zaza milalao eny an-tokotany, miara-milalao amin’ny hafa, ary indrindra indrindra dia manohy ny kilalao malagasy, izay tsy kilalao fahiny intsony fa tena efa kilalaon’ny ankizy malagasy mihitsy. Andao ary jerena ireo kilalao fahiny mbola be mpitia indrindra hatramizao:

1- Raosy Jamba

« Colin- Maillard » hoy ny vazaha,

Misy ankizy iray atao eo afovoany dia takonana amin’ny lamba (yeux bandés) ny masony. Ny ankizy ambiny rehetra manodidina azy, ataon’io « jamba » io izay hahatratrana ny hafa, raha mahatratra izy ka fantany hoe iza io dia afaka izy! Raha diso kosa dia miverina indray ny lalao mandrapaha… »

2- Tso- bato

« Maka vato klonjy miisa folo (10) dia atao boribory tsara tarehy be io (miaraka mikiky azy eny amin’ny vatolmaby be daholo aloha manao défi izay tsara indrindra).

Manao ara-1, ara-2, ka hatramin’ny ara-10.

Tsy atao latsaka mihitsy ny vato fa raha mandatsaka dia an’ny mpilalao manaraka indray sady « môro ».

Dia asiana « défi » kely hoe : dimy be vao mitoko, tsy ankanao ara-dimin-dehilahy , tsy ankanao ara-dimy gaboné, tsy akanala ota, dinodinokely dia mahamôry, sns …

3- Avy mangataka »

Mizara groupe roa (2) ny ankizy. Ny iray misy an’ireo mpagataka (ho vady), ny iray ireo hangatahina (ho vady).

Ny groupe 1 miezaka mafy hisintona ny groupe 2, moa ny groupe 2 mitazona mafy « mba tsy handeha hanambady » izay hangatahina.

Ny tanjona dia ny ahazahoana mpilalao betsaka any amin’ny groupe-ny.

Gr1: – Avy mangataka (izahay x3)

Gr2: – Iza re (no halainareo x3) ?

Gr1: – I… (tononina ny anaran’izay alaina), (no halainay x3)

Gr2: – Iza re no (haka azy x3)

Gr1: – I… (tononin

"RAHOVY sy RATAFIKA:ZANDRIN'I RADAMA VOALOHANY"(Lahatsoratra nindramina)- Isan'ireo Malagasy(Merina) voalohany nalefa na...
14/08/2026

"RAHOVY sy RATAFIKA:ZANDRIN'I RADAMA VOALOHANY"
(Lahatsoratra nindramina)

- Isan'ireo Malagasy(Merina) voalohany nalefa nandrato fianarana tany ivelan'ny nosy ankoatran'i Ratsimilaho (Betsimisaraka) tany Toamasina.

RATAFIKA SY RAHOVY ( 1805 - 1828 )

Rahalahin’ny Radama I ary kambana i Rahovy (Sary 1) sy Ratafika (Sary 2).

Nianatra tany Maurice izy roalahy ny 10 septambra 1816 hataramin’ny 5 Juillet 1820. Voatendry ho governora tany Mananjary Ratafika tamin’ny 1825.
Ny taona 1828 no maty novoina noho ny baiko avy amin’ny Ranavalona I izy ireo sy ny fianankaviany sasany .
Taty aoriana moa dia RAOMBANA sy RAHANIRAKA izay kambana ihany koa no nalefa nianatra tany Grande Bretagne ny taona 1820 ary niverina teto an-tanindrazana ny taona 1828.

Sary : Ratafika sy Rahovy, Album A, Foiben’ny Arisivam-pirenena,sary nolokoina t@ Gemini.

Fanamarihana:i RATEFINANAHARY sy ANDRIAMAHAZONORO no ambasadaoron'i Madagasikara voalohany nalefa namita iraka tany Angetera ny taona 1820 .

Address

Manjakamiadana
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiah Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share