Mimi M’s

Mimi M’s Tik Tok:Mimi mim’s🦋
📞:0387338539

22/06/2026

Any ve oa 🤣 tok raha 🦋

18/06/2026

Trend malaza ao @ tik tok dia nataonay s’y mama
Reaction an ireo mama Rehefa mody tara😩😂

17/06/2026

Merci ma reine mitsyy koa 😂😩

16/06/2026

Vlog Kely tao amn ITM

15/06/2026

Mamy nama ito olona ito ka 🥹❤️

12/06/2026

🌬️ PROMOTION SPÉCIALE – MESH NEBULIZER SY308 🌬️

💥 PRIX PROMOTIONNEL :17 000 Ar ihany! 💥

Mikohaka matetika? Mararin’ny taovam-pisefoana? Misy ankizy na olon-dehibe mila inhalation ao an-trano?tratran’ny brochiolite ve zaza?

✅ Mesh Nebulizer SY308 no vahaolana mora sy azo ampiasaina isan’andro!

✔️ Transforme la solution en fine brume qui pénètre facilement dans les voies respiratoires. ( mampamadina ny havokavoka)
✔️ Manampy amin’ny fanalefahana ny fahasemporana sy ny olana amin’ny taovam-pisefoana.
✔️ Mety ho an’ny ankizy sy olon-dehibe.
✔️ Tsy manao tabataba, mora ampiasaina.
✔️ Maivana sy azo entina na aiza na aiza.
✔️ Kalitao tsara ary mahomby.

🏠 Zava-dehibe ny manana azy ao an-trano, indrindra raha misy olona mora tratran’ny kohaka, sery, asma etc…

✔️ Manampy amin’ny fanalefahana ny soritr’aretin’ny bronchiolite olana amin’ny taovam-pisefoana.

🔥 PROMOTION LIMITÉE ! 🔥
💰 17 000 Ar ihany no vidiny amin’izao fotoana izao.

📩stock limité 🌸!

❤️👼🏻Respirez mieux, vivez mieux.
Mesh Nebulizer SY308 – Votre allié pour une meilleure respiration. 🌿✨

12/06/2026

Izaho Rehefa menatra fa Tsy ampy le frais de mody miseo Milay Kely 😔🤣

10/06/2026

Ndao iaraka Aminay anao jeu action 💋❤️

10/06/2026

Manja Manja mitsy maman Androany ono 😏de le zaza mila aterina any amn mamie 🤌🏼😂

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mimi M’s posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share