Les RAV s'amusent

Les RAV s'amusent Crรฉation de contenu

24/08/2026

Rehefa ilay matory iny dia manao ohatr'izao tampoka le vatana ๐Ÿฅบ๐Ÿฅบ

Misaotra anao aho ry Tompo fa nataonao olona fa tsy lalitra ๐Ÿ™๐Ÿป
20/08/2026

Misaotra anao aho ry Tompo fa nataonao olona fa tsy lalitra ๐Ÿ™๐Ÿป

29/07/2026

Ahoana ny fandinihanareo an'izy ty?? ๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป

11/07/2026

Ela ela izy zany ๐Ÿ˜
Ianareo ve zatra manao BONNE NUIT namana?? ๐Ÿ˜‚
Ny ahy tsisy zatra anzany

Andao arahana ny reaction anzareo ๐Ÿ˜‚
Identifieo ny namanareo tokony ataonareo bonne nuit hoe ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Ps: AZAFADY AMLE TENY RATSY TOMPOKO ๐Ÿซฃ๐Ÿซฃ๐Ÿซฃ

07/07/2026

Reny mits le scรฉnario matsiro be . Penalty tsy vonoina. Menรฉ 2-0
Avy eo sad mamono messi no mandresy. Mbola but annulรฉ adva ko ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Mangidy tanteraka ho anle mpiondana anle ray iny.

MERCI FIFA ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

26/06/2026

Anisan'ny tsy ahafoizana ny ambanivohitra ny vu Panamorika rehefa micaca maraina ๐Ÿฅด๐Ÿคฃ

SADY NOMENY ILAY CADEAU MBOLA NANESO IHANY KO IZY ๐Ÿฅด๐ŸฅดMAFY IANAREO VEHIVAVY ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
21/06/2026

SADY NOMENY ILAY CADEAU MBOLA NANESO IHANY KO IZY ๐Ÿฅด๐Ÿฅด

MAFY IANAREO VEHIVAVY ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Ry reny mbola mitaiza kely n'a mbola manana zaza minono๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜กTsy mety zao ary tena tsy fahalalam-pomba tanterakaMety iteny...
17/06/2026

Ry reny mbola mitaiza kely n'a mbola manana zaza minono

๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก

Tsy mety zao ary tena tsy fahalalam-pomba tanteraka

Mety iteny nareo oe tony koa nga tsy mba raiamandreny

Mety iteny nareo oe tony koa ngah tsy mba niteraka

Fijeriko zao, fihevitro ka averiko ihany fa tsy mety zao ary tsy fahaiza miaina zao

Any an trano nareo manao an zao

n'a any anaty fiara

n'a any amin'ze toerana tsy misy olona fa ngah anareo rery ny tanร nq

Mety hiteny nareo oe ka nona le zazah r'ise a.

De maninona ? Fa ngah tsy maintsy atao zao rehefa nona izy ? ๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก

Na ny mijery an zao ary mandreraka be ny saina

Mba olona nianatra daholo ihany nefa ary nampianarina fahalalam pomba

Tsy haiko oe aminareo ve zao de mety

De ho avy eo ndray ry reny be kritika

Fa tsy mety zao amiko fa aleo mba mifanaja
...

Mahaiza miaina de hajao ny hafa mba hanajany anao

Na inona n'a inona antony tompoko

Mba mahalala menatra

Averiko ihany

TSY METY ZAO ATAONY ZAO oa

PS :

le kapa mainty eo ambony latabatra io no tiako lazaina fa hitan'tsika eo ndray oe iza ilay mandray an tendrony ๐Ÿ™ˆ sy tsy mba mamaky teny hatram farany.

Misaotra anao dia azafady ๐Ÿ™ˆ

14/06/2026

Ny olona mangatsiaka andeha hivavaka ve azo lazaina hoe " FRIZY HIDERA" ๐Ÿฅด

02/06/2026

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les RAV s'amusent posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share