Glow Up Mdg

Glow Up Mdg �'' WE are going to have the biggest GLOW UP'' �

Helooooooo!!!!🌸🌸Tena ela tena ela bé tsika nangingina kely teto am page eh?📌Ndao Ary ho arrose-na ilay fiverenana eh🙃Eo ...
29/03/2025

Helooooooo!!!!🌸🌸

Tena ela tena ela bé tsika nangingina kely teto am page eh?

📌Ndao Ary ho arrose-na ilay fiverenana eh🙃

Eo ambanin'ny sary tsirairay ny prix📌

Faly bé za milaza aminareo hoe promotion bé daholo Zay itanareo eo🥰

Promotion??🤔
Otrinona??🤔
Mividy iray mahazo firy???🤔
Saaa... livraison gratuite??🤔

👉VALINY : ❌10.000ar❌ et ❌15.000ar❌

Ouiiiiiii......zay itanareo rehetra 10.000ar sy 15.000ar daholo🌸

MpMpMp aingana ary fa prix Mandalo an🤭

❌❌❌ ARTICLE SANS RETOUR ❌❌

Coucou les filles🌸❌ Promotion bé Mbola tsisy ohatran'ity kosa an❌‼️15.000ar‼️ et oui ‼️15.000ar‼️ wa dia efa mipataloa a...
03/02/2025

Coucou les filles🌸

❌ Promotion bé Mbola tsisy ohatran'ity kosa an❌

‼️15.000ar‼️ et oui ‼️15.000ar‼️ wa dia efa mipataloa ary tsy mihoatra ny ‼️25.000ar‼️😍😍

Misy taille bé dia bé 😍

MpMp Ary ohhhh🌸

Coucou les filles>>>🌸oui Somary Alina kely fa mafy bé lay manomana Zavatra tsara bé ho anareo🥰Reto ndray ary ny vokatra ...
24/01/2025

Coucou les filles>>>🌸
oui Somary Alina kely fa mafy bé lay manomana Zavatra tsara bé ho anareo🥰

Reto ndray ary ny vokatra manaraka eh😍

🏷️Haut , robe , et bien sûr pantalon 😍😍

Feno ao : taille, couleur, modèle (vous êtes servie les filles ) 🥺❤️

Alefaso Ary ny JP eh😍

❌Vakina tsara fona ny détails eo amin'ny sary❌

Tena important bé io🥰

Zay fa bisous 😚 😚

Bonjour les fiiilllleess>>>>❤️ Farany sisa ary eh,amle mora bé fonaaaa 20.000ar oui tout à 20.000ar wa🥰🥰Aiza ndray no ha...
15/01/2025

Bonjour les fiiilllleess>>>>❤️

Farany sisa ary eh,amle mora bé fonaaaa 20.000ar oui tout à 20.000ar wa🥰🥰

Aiza ndray no hahita vrai jean amzany prix Zany🙄😍 Sady efa voasasa no efa voapasoka no matevina tsara raha resaka qualité wa aza matahotra nareo eh🥰 vao tsapana fotsiny dia we Zany ka jean❤️
Tsy be pub fa Zavatra marina

Fa tiko lotra nareo anieeee de alefako mora ny entana, vitsy tena vitsy sisa fa aza tara an

Manao livraison partout à Madagascar manomboka amin'ny 3.000ar tompoko🛵🛵
Mp Ary ki an😘🌸

06/01/2025

🌸Tsetratsetra tsy haritra nandritran'izay 03 Andro Zay nanao livraison foana izahay!🌸

Fiangavina ngamba no hitenenako azy hoe : efa mazava bé kosa le détail momba anle article eh, photo réelle,taille efa eo , longueur,sns

Dia raha mahatsikaritra nareo an misy soratra fona hoe: ❌ Vakina tsara n'y détails vao manao JP❌

Efa nisy koa hoe : ❌ ARTICLE SANS RETOUR ❌

kanefa nisy fona no tsy nety kely teny erreur avy aty aminay sy avy any amnareo koa fa namerina fona izahay satria cliente tianay bé ianareo😍

Fa androany an mba hiteny kely za fa nisy naka jean bleu an, dia nanotany tsara izy we bleu foncé tsara tany anaty MP dia namaly aho hoe eny tompoko
Nony tonga n'y livreur de tsy nalainy ilay entana fa mainty hono no ilainy😂😂

Tsy masika za an fa nareo lasa lany vola mandoa frais de livraison moa ilay entana tokony ho lafo any ankafa dia izay no mampalaelo kely🥺

Aleo mba Vakina fona ihany ny détails an'ny article Zay vao manao JP an😘

Zay fa bisous 😘 😘 misy maromaro ao ambany ao raha misy mahaliana dia aza misalasala mandefa MP>>>>>>>❤️🌸

Coucou ki an🥰❌Tout à 20.000ar hatrany ❌❌Efa voasasa sy voapasoka ❌❌Vakina tsara fona n'y détails vao manao JP❌Reto ndray...
06/01/2025

Coucou ki an🥰

❌Tout à 20.000ar hatrany ❌
❌Efa voasasa sy voapasoka ❌
❌Vakina tsara fona n'y détails vao manao JP❌

Reto ndray ary ny entanatsika an, amin'ny vidiny mora bé fona néfa qualité efa hainareo👌
Zay efa nividy tato aminay kosa loa resaka qualité prix tena we manaiky eh, sa aona?😉

✨ Couleur, modèle, taille✨

Feno isan-karazany, ataoko kosa fa samy hahazo n'y ajarany daholo androany eh🥰

Aza misalasala Ary manao commande eh❤️

Bisous bé ki an😘

20.000ar daholo izy ato an🥰
02/01/2025

20.000ar daholo izy ato an🥰

Coucou ki an🥰✨2025✨Mbola tsy tara kosa aho raha Zao vao hiaraba antsika rehetra ato nahatratra ity taona vaovao ity eh🥰"...
02/01/2025

Coucou ki an🥰

✨2025✨

Mbola tsy tara kosa aho raha Zao vao hiaraba antsika rehetra ato nahatratra ity taona vaovao ity eh🥰

"Ho taona feno fahasalamana, fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona ity"

Aza Miala alavitra fa maro bé ny artivagentsika an'ity 2025 ity an🥰❤️

Bisou ki an😘

02/01/2025
Coucou ki an🌸Ndao faranatsika mlay be ty taona ty eh😍 30.000ar lasa 20.000ar et oui 20.000ar!!!!😍😍Aingana fa tena prix c...
27/12/2024

Coucou ki an🌸

Ndao faranatsika mlay be ty taona ty eh😍
30.000ar lasa 20.000ar et oui 20.000ar!!!!😍😍
Aingana fa tena prix cadeaux an🥰
Qualité assurée éfa voasasa sy voapasoka ne eh👍
Mbola promotion de Noël fona io an🎄✨

Zay fa bisous ki an😘😘

Joyeux Noël les amies🥰❤️❤️🎄🌟😍✨
25/12/2024

Joyeux Noël les amies🥰❤️❤️🎄🌟😍✨

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glow Up Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share