Zaza Donga

Zaza Donga Ventes :
Sakafo -jazakely manomboka 8 volana
Fanampin-tsakafo ho any ankizy
➡️Mandefa koba vomanga sy koba Akondro en gros,

Tel: 038 81 762 50

250g : 4000 ariary 500g : 8000 ariary 1kg : 16 000 ariaryLivraison 3000 ariary
04/08/2025

250g : 4000 ariary
500g : 8000 ariary
1kg : 16 000 ariary

Livraison 3000 ariary

N'y koba dia afaka jifaina @ lanjany:🔸200g🔸250g🔸500g🔸1kgHuile de colza 🔸100ml🔸500ml🔸1litre
02/05/2025

N'y koba dia afaka jifaina @ lanjany:
🔸200g
🔸250g
🔸500g
🔸1kg
Huile de colza
🔸100ml
🔸500ml
🔸1litre

Vita Amin'ny vomanga orange voafantina 100% naturel Manakarena vitamine Manamafy n'y taolanaManampy n'y anticorpsManampy...
01/05/2025

Vita Amin'ny vomanga orange voafantina
100% naturel

Manakarena vitamine
Manamafy n'y taolana
Manampy n'y anticorps
Manampy @ fitomboana

Fikarakarana azy :👉 Koba 1 na 2 sotro fihinanana👉 Rano 1 vera Andrahona @ afo malefaka 10 minitra Arona tsara tsy ivaing...
28/04/2025

Fikarakarana azy :
👉 Koba 1 na 2 sotro fihinanana
👉 Rano 1 vera
Andrahona @ afo malefaka 10 minitra
Arona tsara tsy ivaingana,
Afaka asina siramamy, ronono, araka izay itiavana azy
Hoanina mafana

Livraison gratuite ➡️ Prix koba vomanga 200g 3500 ariary 250g 5000 ariary500g: 10 000 ariary ➡️ Prix koba Akondro 200g: ...
28/04/2025

Livraison gratuite

➡️ Prix koba vomanga
200g 3500 ariary
250g 5000 ariary
500g: 10 000 ariary

➡️ Prix koba Akondro
200g: 3500 ariary
250g: 5500 ariary
500g: 11 000 ariary

Mp+ contact+lieu de livraison

22/04/2025
Sakafo -jaza henim-bolana no miakatra Vita @ Akondro manta tsy misy fangarony Mampatanjaka Mampitombo lanja n'y ZazaTsy ...
22/04/2025

Sakafo -jaza henim-bolana no miakatra
Vita @ Akondro manta tsy misy fangarony
Mampatanjaka
Mampitombo lanja n'y Zaza
Tsy mampitohana
Mahadonga
Mamerina aina

Fikarakarana azy:
Maka 1 na 2 sotro fihinanana, asina rano 1 vera, atao @ afo malefaka, harona tsy mijanona , afaka atao mamy, masira, asina ronono araka izay itiavana azy

➡️ Prix
200g: 3500 ariary
250g:5500 ariary
500g :11000 ariary
1kg: 22000 ariary

Ra gros prix mp

 Sakafo -jazakely manomboka 8 volana Afaka andrahona @ izao na afangaro ronono, fromage, légumes Maro ny otrikaina entin...
21/04/2025


Sakafo -jazakely manomboka 8 volana
Afaka andrahona @ izao na afangaro ronono, fromage, légumes
Maro ny otrikaina entiny toin'ny:
Vitamine A, B6, C, E,fer, potassium, magnésium, zinc
Sans gluten

➡️ Prix koba vomanga
250g: 5000ariary
500g: 10 000ariary
1kg: 20 000ariary

➡️ Prix koba Akondro
250g: 5500ariary
500g: 11000 ariary
1kg: 22 000 ariary

Ra aka en gros prix mp

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaza Donga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share