23/08/2026
🌼manaona ny week end nareo ao ?zahay rehefa week dia matetika anaty fety toy zao ,mbola asin_tsika resaka manokana fa mety maro ianareo no liana @ resaka evenement toy izao e?
Rehefa lahady otran'izao dia matetika mikarakara ny ao antrano daholo satria izao vao mba mijanona ao antrano e 🥰
Fa efa nahazo parfum maison daholo ve aloha e?
Mbola misY dispo vitsivitsy akia an❤
Mitohy livraison antsika demain fa alefaso ny contat sy lieu de livraison anareo an 🌺
Mirary alahady mafinaritra ho antsika rehetra 🙏🏻