M'kalo vente

M'kalo vente Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M'kalo vente, Apparel & Clothing, Anosizato, Antananarivo.

MATOKY AN JÉHOVAH FA AZA MIANTEHATRA AMIN FAHAIZANAO

🌺 TONGASOA ETO am pejy 🌺
Mivarotra b***e lamba , kiraro,poketra ,sns...
Sur livraison tana , province 🏍️ 🚐
Contact :0387664563☎️☎️
0377132654☎️☎️
Abonnés vous👆

Assiette divina effeil France assiette dessert 18cmalefako 150.000ar 😱54piece ireo karazany roa reo mifangaro💥💥manao liv...
06/09/2026

Assiette divina effeil France
assiette dessert 18cm
alefako 150.000ar 😱54piece
ireo karazany roa reo mifangaro
💥💥manao livraison zahay ary mandefa am faritra rehetra 🏍️🚐
0387664563☎️
0377132654☎️

bonjour bonjour🤗🤗Inona Ilay entana tadiavinareo kia sao MBA misy ato aminay an??  ankizy (190.000ar)  mele (220.000ar)  ...
06/09/2026

bonjour bonjour🤗🤗
Inona Ilay entana tadiavinareo kia sao MBA misy ato aminay an??
ankizy (190.000ar)
mele (220.000ar)
andehibe( 220.000ar)
( 250.000ar)
(260.000ar)
anankizy (280.000ar)
(300.000ar)
(350.000ar)
(350.000ar)
bébé (420.000ar)
anankizy (450.000ar)
banane (450.000ar)
à dos homme (480.000ar)
💥manao livraison zahay ary mandefa am faritra rehetra 🏍️🚐
☎️0387664563
☎️0377132654

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nathalia Nathan Taylor Keicha Anyah Sammy Andry Sahaza Josia Rakotoarison Vani...
02/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nathalia Nathan Taylor Keicha Anyah Sammy Andry Sahaza Josia Rakotoarison Vaniala Rahantamalala Stephanie Mamy Andry Randrianiaina Lanto Faneva Binjie Rakotozafy Miarisoa Razafimanantsoa Tatiana Neriantsoa Ronelie Kalrez Reginah Nirina Raharison Toussaint Fleuris Olivià Odette Randrianarisoa Faniry Edmé Léa Hortensia Richard Mahavitasoa Lydienne Rajaonarison Mamy Tahiana Lahatriniaina Mitia Princia Tahiantsoa Arilala Chaïane Razafindraibe Rasoanirina Beatrice Maharavo Elysée Ma Ro Youvicka Kinji Finaritra Niaina Ramiadanirina Lūcië Annåh Manoa Ifaliana Rova Tsiky Irinasoa Fitiavana Hërïennãh Esthër Mim's Rak Aissah Caminie Chou Mea Grancia Veah Fifa Lïanah Tiavina Nambinitsoa Tojonirina Miangoty Diamondra Fitia Aro Vaniala Fanambinantsoa Nadia Ravaoarilalaina Ramanantenasoa Nane Sarobidy Victor Rabemananjara Tahiana Anjara JM Sckit Nomenjanahary Fara Malala Natha Nathalie Ny Miavaka Tojoniaina Andriatsimindrana

Mankasitraka foana aki ry  MPANJIFA MALALA ❤️🙏Tsy mahavita ninon2 izahay raha tsy Téo ianareo nanohana👊    fahatokisana,...
31/08/2026

Mankasitraka foana aki ry MPANJIFA MALALA ❤️🙏

Tsy mahavita ninon2 izahay raha tsy Téo ianareo nanohana👊
fahatokisana, ny fanohanana ary ny fitiavana asehonareo anay isan’andro no hery manosika anay hanohy hatrany. 🥰

Misaotra betsaka anareo izay misafidy anay, izay miverina mividy, ary izay mizara ny asanay amin’ny hafa. 🙏

hatrany izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo satria ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehanay. ❤️❤️

tamin’ny fahatokisana rehetra. Ianareo no antony hanohizanay hatrany🤗🤗

Bisous daoly😘😘😘

Abonnés vous👉M'kalo vente 👈

Herinandro vaovao, pejy vaovao 🌿Aza avela ny zava-nitranga omaly hanakana ny dianao androany. Ny herinandro vaovao dia f...
31/08/2026

Herinandro vaovao, pejy vaovao 🌿

Aza avela ny zava-nitranga omaly hanakana ny dianao androany. Ny herinandro vaovao dia fahafahana vaovao hanombohana indray, hanatsarana izay azo hatsaraina ary hanakaiky kokoa ny nofinao. 💪✨

Na kely aza ny dingana ataonao, mbola fandrosoana ihany izany. Minoa ny tenanao, miezaha hatrany, ary tadidio fa ny faharetana sy ny fahatokisana no mitondra fahombiazana. 🙏

Mirary herinandro feno fitahiana, fahasalamana, hery ary fahombiazana ho antsika rehetra. ❤️

Aza kivy, mbola betsaka ny zavatra tsara miandry anao. 🌟
ABONNES VOUS
👉 M'KALO VENTE 👈

     adulte (220.000ar)  enfants(190.000ar) (300.000ar (450.000ar) (450.000ar)  à main(250.000ar)  enfants(280.000ar)  a...
30/08/2026





adulte (220.000ar)
enfants(190.000ar)
(300.000ar
(450.000ar)
(450.000ar)
à main(250.000ar)
enfants(280.000ar)
adulte(220.000ar)
à lachets (350.000ar)

Manao livraison zahay ary mandefa am faritra rehetra 🏍️ 🚐
☎️ 0387664563
☎️0377132654

29/08/2026

NEPAL 🥺😥😭😭😭

29/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Luciana Harena Miandrisoa, Bako Malala, Domoinanirina Francia, Melie Melia, Tatianah Onitraharimanana, Niriantsoa Riantsoa, Cathy Rakotondralambo, Colombe Ni Ainaa Ranaivoson, Françoise Tyarä, Tahirintsoa Siah Angelah, Mendrikiniaina Sarobidy Fitiavana, Angelica Chrysnah Naïrah, Jhon Pieraly, Tsiry Valiso, Antema Laurih, Fanomezantsoa Lalatiana 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

TONGASOA 4kMisaotra Jehovah🙏🙏❤️❤️ Mankasitraka antsika mpanjifa rehetra ny Amin fanohanana sy ny fahatokisana 🥰Misaotra ...
27/08/2026

TONGASOA 4k
Misaotra Jehovah🙏🙏❤️❤️
Mankasitraka antsika mpanjifa rehetra ny Amin fanohanana sy ny fahatokisana 🥰
Misaotra satria nareo no nahatonga ny zava drehetra ho mendrika ❤️
hatrany izahay hanome Zay tsara ndrindra avy aminay ho anareo🤝
Amin'ny maha olombelona anefa de nisy tsy nety🥺 na zavatra nanafitohana anareo de hifonana sy ialana tsiny indrindra tompoko 🙏🙏
M'kalo vente tsy mpivarotra Tonga lafatra fa saingy hatrany MBA hanome fahafampo ho anareo Ary MBA hahazoanareo tombonbarotra bé ❤️
bisous daholo😘😘

27/08/2026

Araraoty fa 5b***e ihan disponible neny an
300.000ar
Sur livraison tana province 🏍️🚐
0387664563📞
0377132654📞

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'kalo vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share