Mims MDG

Mims MDG Abonnez-vous svp ❣️

20/04/2026

Prix promotion Kely aloha androany sy rahampitso ooh 😍
Jereo ze mety de tonga de midira mp fa vitsy sisa reo an ❤️

20/04/2026
Ansayyy ee🥹🫶❤️ pointure 24-25 ity maman an Aza tara fa ity ray ity ftsn an 🥰
18/04/2026

Ansayyy ee🥹🫶❤️ pointure 24-25 ity maman an

Aza tara fa ity ray ity ftsn an 🥰

Jereo ze mety akie an ❤️🥰😍 Prix mora hatrany ny antsika ooh 😍 ( tsy friperie reo an )
18/04/2026

Jereo ze mety akie an ❤️🥰😍
Prix mora hatrany ny antsika ooh 😍 ( tsy friperie reo an )

Efa vitsy2 izy ato an ❤️🥰 mahazo prix de gros izay maka 5 mihoatra 🫶 Qualité Mafy tsara 😘 misy pointure ihany koa Aza ta...
17/04/2026

Efa vitsy2 izy ato an ❤️🥰 mahazo prix de gros izay maka 5 mihoatra 🫶
Qualité Mafy tsara 😘 misy pointure ihany koa

Aza tara fa alefaso ny jp ooh 😍

Fraise 🍓 fraise 🍓 akiee an sa fraisita 😂?20 000 ar akie an 🫶
15/04/2026

Fraise 🍓 fraise 🍓 akiee an sa fraisita 😂?

20 000 ar akie an 🫶

Pointure firy ny sipakely nareo akie?❤️Cerise 🍒 : rose🩷 sa violet 💜Alefaso ny JP fa vitsy2 ny ato an ❤️🥰 23 000 ar fotsi...
15/04/2026

Pointure firy ny sipakely nareo akie?❤️

Cerise 🍒 : rose🩷 sa violet 💜

Alefaso ny JP fa vitsy2 ny ato an ❤️🥰

23 000 ar fotsiny 🍒

15/04/2026

Bonsoir daholo😍 ela2 ve akie zahay?
Tonga ato arrivage tena oe waouh 🥹❤️ pointure 22 h@ 41 ny kapa tsika ato 🫶❤️

Arabaina Di Na🥳 fa ianao no nandresy tamin'ilay lalao ,Afaka miditra Mp
13/03/2026

Arabaina Di Na🥳 fa ianao no nandresy tamin'ilay lalao ,
Afaka miditra Mp

13/03/2026

Bonjour daholo 🥰

Efa kely sisa dia hifarana ny lalaontsika🥳 fa antsoy aingana ny namana hiabonné ny page.
Ataovy feno tsara ny conditions,👉18h no mifarana ny lalao.

NB: VRAIE COMPTE IHANY NO ACCEPTER an ,, raha compe Fake na compte verrouillé tsy accepter izany 🙂
Bonne journée jiaby 👋

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mims MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share