R&R boutique

R&R boutique Vente des divers articles à pétit prix

MITADY MIXEUR EFA ILAY  PROFESSIONNEL HIASANA MIHINTSY SA AMPIASANA AO AN - TRANO IANAO ⁉️🔥 𝐌𝐈𝐗𝐄𝐔𝐑 𝐁𝐋𝐄𝐍𝐃𝐄𝐑 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍𝐍𝐄𝐋...
28/08/2026

MITADY MIXEUR EFA ILAY PROFESSIONNEL HIASANA MIHINTSY SA AMPIASANA AO AN - TRANO IANAO ⁉️

🔥 𝐌𝐈𝐗𝐄𝐔𝐑 𝐁𝐋𝐄𝐍𝐃𝐄𝐑 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍𝐍𝐄𝐋 𝐒𝐈𝐋𝐕𝐄𝐑 𝐂𝐑𝐄𝐒𝐓
✅ Efa ilay mahazaka usage professionnel tsara mihintsy ireto
✅ Capacité misy karazany maro fa anjaranao sisa no misafidy

💰Prix à chaque capacité :
• Extracteur de jus 𝟒 𝐞𝐧 𝟏 : 350.000 𝐀𝐑
• Mixeur blender 𝟖 𝐞𝐧 𝟏 : 220.000 𝐀𝐑
• Mixeur blender 𝟑 𝐞𝐧 𝟏 : 200.000 𝐀𝐑
• Mixeur blender 𝟑,𝟓 𝐥𝐢𝐭𝐫𝐞 : 150.000 𝐀𝐑
• Mixeur blender 𝟐,𝟓 𝐥𝐢𝐭𝐫𝐞 : 125.000 𝐀𝐑
• Mixeur en verre 𝟏,𝟓 𝐥𝐢𝐭𝐫𝐞 : 80.000 𝐀𝐑


🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

🚚 Manao livraison , mandefa faritra !

IRETO INDRAY ARY NY FITAOVANA MANALA HAVIZANANA SY MANALA IREO TAVY RATSY AMIN'NY VATANA ! 🔥  𝐏𝐈𝐒𝐓𝐎𝐋𝐄𝐓 𝐃𝐄 𝐌𝐀𝐒𝐒𝐀𝐆𝐄  ,  𝐌𝐀...
24/08/2026

IRETO INDRAY ARY NY FITAOVANA MANALA HAVIZANANA SY MANALA IREO TAVY RATSY AMIN'NY VATANA !

🔥 𝐏𝐈𝐒𝐓𝐎𝐋𝐄𝐓 𝐃𝐄 𝐌𝐀𝐒𝐒𝐀𝐆𝐄 , 𝐌𝐀𝐒𝐒𝐄𝐔𝐑 𝐃𝐄 𝐓𝐄̂𝐓𝐄 𝐄𝐓 𝐀𝐍𝐓𝐈 - 𝐂𝐄𝐋𝐋𝐔𝐋𝐈𝐓𝐄 !

✅ Pistolet de massage : manala havizanana tsara sady mora ampiasana no mety hampiasaina amin'ny vatana rehetra
✅ Masseur anti - cellulite : manampy amin'ny fikorinan'ny rà , manala ireo tavy ratsy amin'ny vatana sady
✅Tsy mila olona intsony ianao rehefa mampiasa azy fa na ianao irery dia efa mahavita
✅ PORTABLE ET RECHARGEABLE

💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 :
Pistolet massage : 70.000𝐀𝐑 et 25.000𝐀𝐑
Pistolet anti-cellulite :55.000𝐀𝐑 et 35.000𝐀𝐑
Masseur tête : 30.000 𝐀𝐑

🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

🚚Manao livraison , mandefa faritra !

🔥 𝐇𝐀𝐂𝐇𝐎𝐈𝐑 𝐀̀ 𝐕𝐈𝐀𝐍𝐃𝐄 𝐄́𝐋𝐄𝐂𝐓𝐑𝐈𝐐𝐔𝐄 𝐒𝐈𝐋𝐕𝐄𝐑 𝐂𝐑𝐄𝐒𝐓 𝟔 𝐋𝐈𝐓𝐑𝐄 !💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 150.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 750.000 𝐅𝐌𝐆  💰💰✅ Tena hoe lehibe tsara mihint...
21/08/2026

🔥 𝐇𝐀𝐂𝐇𝐎𝐈𝐑 𝐀̀ 𝐕𝐈𝐀𝐍𝐃𝐄 𝐄́𝐋𝐄𝐂𝐓𝐑𝐈𝐐𝐔𝐄 𝐒𝐈𝐋𝐕𝐄𝐑 𝐂𝐑𝐄𝐒𝐓 𝟔 𝐋𝐈𝐓𝐑𝐄 !

💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 150.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 750.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰
✅ Tena hoe lehibe tsara mihintsy ny capacité an'ity hachoir ity satria dia 6 litre be izao
✅Bol en acier inoxydable aram - pahasalamana tsara ny sakafo atao ao aminy
✅ Puissance 2000 watts ⚡
✅6 lames en acier inoxydable tsara ihany koa
✅Mety hipotehana hena , légumes , sns. . . .

🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

🚚Manao livraison , mandefa faritra !

📣EOOOH ... NOUVELLES ARRIVAGS !🔥 𝐂𝐀𝐁𝐋𝐄 𝐑𝐀𝐏𝐈𝐃𝐄 𝐃𝐄 𝐔𝐒𝐁 - 𝐂 𝐕𝐄𝐑𝐒 𝐔𝐒𝐁 - 𝐂 𝟐𝟒𝟎 𝐖𝐀𝐓𝐓  💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 20.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 100.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰🎯câble...
21/08/2026

📣EOOOH ... NOUVELLES ARRIVAGS !

🔥 𝐂𝐀𝐁𝐋𝐄 𝐑𝐀𝐏𝐈𝐃𝐄 𝐃𝐄 𝐔𝐒𝐁 - 𝐂 𝐕𝐄𝐑𝐒 𝐔𝐒𝐁 - 𝐂 𝟐𝟒𝟎 𝐖𝐀𝐓𝐓

💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 20.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 100.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰
🎯câble 2-en-1 :conçu pour permettre la charge rapide tout en maintenant votre appareil horizontalement pour regarder des vidéos ou passer des appels mains libres 🤩
🎯Puissance de charge : Supporte une charge ultra-rapide jusqu'à 240 W, adaptée aux smartphones, tablettes et ordinateurs portables 💪
🎯Support intégré : Un support pliable en alliage de zinc est dissimulé dans la tête du connecteur, permettant une visualisation en mode portrait ou paysage
🎯Transfert de données : Permet la synchronisation des données avec une vitesse allant jusqu'à 480 Mbps
🎯Conception durable : Fabriqué avec un câble en nylon tressé renforcé
🎯Longueur : environ 1,5 mètre

🛖𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

Manao livraison , mandefa faritra

MITADY 𝐅𝐎𝐔𝐑 𝐄́𝐋𝐄𝐂𝐓𝐑𝐈𝐐𝐔𝐄 TSARA SADY MATEZA VE IANAO ⁉️Ireto ary misy kazarany maromaro afaka ampiasaina ao an-trano sy hi...
20/08/2026

MITADY 𝐅𝐎𝐔𝐑 𝐄́𝐋𝐄𝐂𝐓𝐑𝐈𝐐𝐔𝐄 TSARA SADY MATEZA VE IANAO ⁉️

Ireto ary misy kazarany maromaro afaka ampiasaina ao an-trano sy hiasana ihany koa anh ! . . .

𝐅𝐎𝐔𝐑 𝐌𝐀𝐑𝐐𝐔𝐄 𝐒𝐈𝐋𝐕𝐄𝐑 𝐂𝐑𝐄𝐒𝐓 :
•25 litre : 230.000AR
•15 litre : 150.000 AR
• 13 litre : 95.000 AR
•3 en 1 12 litre ( four + machine à café + poêle ) : 165.000 AR

🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

🚚Manao livraison , mandefa faritra !

KELIKELY BUDGET NEFA MILA ZAVATRA TSARA ⁉️🔥 𝐁𝐑𝐎𝐒𝐒𝐄 𝐋𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐓𝐄 𝟑 𝐄𝐍 𝟏 𝐀̀ 𝐕𝐀𝐏𝐄𝐔𝐑 ! 💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 30.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 150.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰✅ 3 en ...
18/08/2026

KELIKELY BUDGET NEFA MILA ZAVATRA TSARA ⁉️

🔥 𝐁𝐑𝐎𝐒𝐒𝐄 𝐋𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐓𝐄 𝟑 𝐄𝐍 𝟏 𝐀̀ 𝐕𝐀𝐏𝐄𝐔𝐑 !
💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 30.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 150.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰
✅ 3 en 1 : lissante izany hoe manatsotra volo tsara mihintsy , manala frisottis , ary manotra ny cuir chevelure
✅ A vapeur izany hoe afaka asiana rano , serum , huile essentielle mba hanamanitra sy hampalefaka ny volo
✅Mora ampiasana sady vetivety dia mahita vokany ianao
✅ Portable et rechargeable ( kelikely afaka atao anaty poketra , kitapo , sns. . . .)

🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact 038 28 514 93

🚚Manao livraison , mandefa faritra !

🔥EFA TONGA INDRAY RY IRETO ILAY 𝐁𝐑𝐎𝐒𝐒𝐄 𝐒𝐎𝐔𝐅𝐅𝐋𝐀𝐍𝐓𝐄 𝐎𝐍𝐄 𝐒𝐓𝐄𝐏 𝟐 𝐄𝐍 𝟏 ANH ! 💰💰 𝐏𝐑𝐈𝐗 𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐎𝐕𝐀 35.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 175.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰✅Mo...
18/08/2026

🔥EFA TONGA INDRAY RY IRETO ILAY 𝐁𝐑𝐎𝐒𝐒𝐄 𝐒𝐎𝐔𝐅𝐅𝐋𝐀𝐍𝐓𝐄 𝐎𝐍𝐄 𝐒𝐓𝐄𝐏 𝟐 𝐄𝐍 𝟏 ANH !

💰💰 𝐏𝐑𝐈𝐗 𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐎𝐕𝐀 35.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 175.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰
✅Mora ampiasana kely mihintsy izy ity sady vetivety dia mahita résultats
✅Mahasolo sèche cheveux mihintsy ity anh ! afaka hanaovana lisse , wavy , sns. . . .
✅ Mety amin'ny karazam - bolo rehetra mihintsy
✅ Puissance réglable de 1200 watts , tsy mandoro volo sady brosse souple no matanjaka tsara

🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

🚚 Manao livraison , mandefa faritra !

✨ 𝐓𝐄̂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐃𝐈𝐅𝐅𝐔𝐒𝐄𝐑✨💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 15.000𝐀𝐑 𝐨𝐮 75.000 𝐅𝐌𝐆💰💰✅Natao ho antsika curly indray ity ohhh😅✅Ity ilay tête de diffuser ma...
15/08/2026

✨ 𝐓𝐄̂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐃𝐈𝐅𝐅𝐔𝐒𝐄𝐑✨

💰💰𝐏𝐑𝐈𝐗 15.000𝐀𝐑 𝐨𝐮 75.000 𝐅𝐌𝐆💰💰
✅Natao ho antsika curly indray ity ohhh😅
✅Ity ilay tête de diffuser mampisy volume tsara ny curly anao iny mihintsy
✅Modèle standard , mety amin'ny brushing rehetra
✅ Qualité mafy tsara , tsy atahorana ho vaky na mianjera ary

🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

Manao livraison , mandefa faritra

✨ 𝐊𝐈𝐓 𝐃 ❜ 𝐀𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒𝐎𝐈𝐑𝐄𝐒 𝐒𝐊𝐈𝐍𝐂𝐀𝐑𝐄  ✨💰💰 𝐏𝐑𝐈𝐗  20.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 100.000 𝐅𝐌𝐆  💰💰✅ Coffret mafatifaty kely ho antsika vehivavy :  u...
15/08/2026

✨ 𝐊𝐈𝐓 𝐃 ❜ 𝐀𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒𝐎𝐈𝐑𝐄𝐒 𝐒𝐊𝐈𝐍𝐂𝐀𝐑𝐄 ✨

💰💰 𝐏𝐑𝐈𝐗 20.000 𝐀𝐑 𝐨𝐮 100.000 𝐅𝐌𝐆 💰💰
✅ Coffret mafatifaty kely ho antsika vehivavy : un serre - tête , un pinceau , 2 manchettes , 2 blenders ,😍
✅Mora ampiasana kely sady qualité tsara foana ny antsika anh !
✅Misy couleur maro afaka hisafidianana

🛖 𝐏𝐀𝐕𝐈𝐋𝐋𝐎𝐍 𝟔𝟎𝟓 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘
Contact : 038 28 514 93

🚚 Manao livraison , mandefa faritra !

Address

PAVILLON N° 605 ANALAKELY
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 16:00
Tuesday 07:30 - 16:00
Wednesday 07:30 - 16:00
Thursday 07:30 - 16:00
Friday 07:30 - 16:00
Saturday 07:30 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R&R boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share