Leya boutique

Leya boutique Tongasoa eto amin'ny pejy! Manao livraison mandefa any amin'ny faritra

🔔Kitapo ho an'ny ankizy🔔 Mahazaka betsakaTsy mankarary lamosina nefa mafatifaty 🥰Prix:35.000ar monjaManao livraison mand...
22/07/2025

🔔Kitapo ho an'ny ankizy🔔

Mahazaka betsaka
Tsy mankarary lamosina nefa mafatifaty 🥰

Prix:35.000ar monja
Manao livraison mandefa any am faritra
☎️0381916204

Tonga ilay nandeasana  "Frigo SJP 120L"💥Mitsitsy A+💥Mahazaka sakafo sy zava-pisotro maro💥Mangiana tsy manelingelina Vits...
22/07/2025

Tonga ilay nandeasana "Frigo SJP 120L"

💥Mitsitsy A+
💥Mahazaka sakafo sy zava-pisotro maro
💥Mangiana tsy manelingelina

Vitsivitsy ihany ny stock a

Manao livraison mandefa amin'ny faritra

☎️0381916204

Ho anao mitady "Mini frigo" 43L 💥 Mafatifaty, mitsitsy courant, tsy mibahana toerana Dimension 70*40cmPoind 13kgEconomie...
15/07/2025

Ho anao mitady "Mini frigo" 43L 💥
Mafatifaty, mitsitsy courant, tsy mibahana toerana

Dimension 70*40cm
Poind 13kg
Economie A++ (90w mitovy amin'ny empoule 1)
Tension 220v

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra
☎️0381916204

👌Electric cup👌 Azo anaovana rano mafana, andrahoana la soupe sy sakafo, mety tsara amin'ny izao mangatsika izao 🔔Dimensi...
09/07/2025

👌Electric cup👌

Azo anaovana rano mafana, andrahoana la soupe sy sakafo, mety tsara amin'ny izao mangatsika izao

🔔Dimension: 13cm
🔔Puissance: 300w
🔔Capacité : 1L

Prix : 25.000 ar
Manao livraison manerana Madagascar
☎️0381916204

Machine à laver semi automatique misy borosy 🧐💫 Manasa, manakobana, manatsiaka💫  👉tsy mandany courant : 300w👉Mahazaka je...
09/07/2025

Machine à laver semi automatique misy borosy 🧐
💫 Manasa, manakobana, manatsiaka💫

👉tsy mandany courant : 300w
👉Mahazaka jeans :7,3kg
👉Mety anasana karazan-damba maro sy kiraro

Manao livraison sy mandefa any am faritra
☎️0381916204

🌸Mini gaufrier électrique 🌸👉Mety tsara amin'ny izao vacance izao👉Afaka atao sakafo maraina sy gouter 👌Prix 30.000ar Mana...
08/07/2025

🌸Mini gaufrier électrique 🌸

👉Mety tsara amin'ny izao vacance izao
👉Afaka atao sakafo maraina sy gouter 👌

Prix 30.000ar
Manao livraison mandefa amin'ny faritra

☎️0381916204

Ceinture femme mafatifaty 🥰🌸Tsotra nefa mihaja kely 🌸Qualité 👌🌸Mety amin'ny akanjo rehetra 3 couleurs disponibles  Prix ...
08/07/2025

Ceinture femme mafatifaty 🥰
🌸Tsotra nefa mihaja kely
🌸Qualité 👌
🌸Mety amin'ny akanjo rehetra
3 couleurs disponibles
Prix 15.000ar

🥰 Samba Plate Forme 🥰Pointure 36 a 40 O4 couleurs disponibles💥Stock Tres limite💥Prix 50.000ar Livraison partout à Madaga...
07/07/2025

🥰 Samba Plate Forme 🥰
Pointure 36 a 40
O4 couleurs disponibles

💥Stock Tres limite💥
Prix 50.000ar
Livraison partout à Madagascar

🌸Sac bandolière mafatifaty 🌸👉 cuir matevina tsara 30.000ar20*12,5*6cm ☎️0381916204  livraison tana / province
30/06/2025

🌸Sac bandolière mafatifaty 🌸

👉 cuir matevina tsara 30.000ar
20*12,5*6cm

☎️0381916204 livraison tana / province

📢Kely sisa de tonga ny fety ⏰👍Araraoty fa vitsivitsy sisa 😉☘Sokafana ny sary dia hita ny prix ☘Manao livraison, mandefa ...
18/06/2025

📢Kely sisa de tonga ny fety ⏰👍
Araraoty fa vitsivitsy sisa 😉

☘Sokafana ny sary dia hita ny prix
☘Manao livraison, mandefa any amin'ny faritra

☎️0381916204

💥Araraoty fa efa akaiky ny fety 💥💥 Tsy lany fotoana mitady fa ato de vita sady mora💥Pince noeudLacetChouchouKavina (mety...
12/06/2025

💥Araraoty fa efa akaiky ny fety 💥
💥 Tsy lany fotoana mitady fa ato de vita sady mora💥

Pince noeud
Lacet
Chouchou
Kavina (mety foana na tsy mitevika)
Gant

Livraison partout à Madagascar
0381816204

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Leya boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share