29/06/2025
𝐙𝐀𝐕𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐀𝐍𝐈𝐎 🇲🇬❤️
𝐍𝐲 ''𝐅𝐎𝐈𝐓𝐑𝐀''
➡𝐅𝐀𝐍𝐀𝐙𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐒𝐎𝐓𝐒𝐎𝐓𝐑𝐀
𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐈𝐓𝐑𝐀!
Fantaro fa raha misy olona maty dia ny FOITRANY mbola MAFANA foana hatramin'ny ora 3 aorian'ny fahafatesany.
✅️Ny foitra (Nabhi) dia fanomezana lehibe nomen'Ny Nahary anao.
✅️Teo amin'ny foitra no nametrahany ny rohy mankany amin'ny ahitrin'ny vehivavy fony ianao tany ambohoka hifandraisana.
✅️Teo amin'io foitra io ny sakafo no miditra ny kibo fony tany am-bohoka!
☝️Anisan'ny MAMPIAINA koa ny foitra raha amin’ny fampizarana ́''oxygène''sy famoahana ''dioxyde de carbone''!
☝️Ny ankamaroan'ny lalan-drà sy ny retsika rehetra amin'ny vatana sy ratsam-batana ary taova dia mifandray amin'ny foitra.
☝️Ny"PECHOTI" izay hita ao ambadiky ny foitra dia misy lalan-drà miisa 72 000 mifandray, amin’io vatana rehetra io no hita izany.
☝️Noho ireo lalan-drà amin'ny foitra ireo no ahafan'ny foitra mifandray amin'ny taova sy ratsambatana rehetra ka ahafana mitsabo ny aretina.
🧈Misy ireo menaka na lohamenaka azo ampiasaina atao amin’ny foitra, fa diloilo coco🥥 dia mety tompoko.
✔Raha maina ny maso indrindra ireny olondehibe ray aman-dreny ireny dia asio menaka ny foitrany.
✔Afaka manala ny mony maharitra sy ratsy ny hanasiana menaka ny foitra,
✔Raha manana olana amin'ny maso dia asio menaka ny foitra,
✔Manana olana amin'ny SARAKATY izay isan'ny mahatonga ny aretin'ny VOA sy DIABETA dia asio menaka ny foitra.
✔Maina molotra lava na simba ny volo na maina ny tarehy dia asio menaka ny foitra,
✔Marary lohalika na mangovingovitra, mararirary ny ratsam-batana dia asio menaka ny foitra,
✔Simba ny hoho na vakivaky, toa izany ny hoditra asio menaka ny foitra,
✔Mafana hoditra ny zaza, asio menaka ny foitra,
👉Taloha ny fomba fatao asiana alikaola ny foitra, mampiafana iny ekena, fa amin'izao asio menaka ny foitra dia hidina ny hafanana,
✔Na inona na inona mahazo ny zazakely na menavava dia asio menaka kely foana ny foi