Bulma.mdg

Bulma.mdg Envie de raretés 🔥💎 sans vider votre portefeuille?💰 Bienvenue chez
👉Bulma.mdg👈

Bonjour Juin🥳🇲🇬🇲🇬🇲🇬 mendrika arrivage milay be ho fanombohana ny fetim-pirenena📢🔔!!! 20.000 ar daholo 👠Ato daholo izay t...
05/06/2026

Bonjour Juin🥳🇲🇬🇲🇬🇲🇬 mendrika arrivage milay be ho fanombohana ny fetim-pirenena📢🔔!!! 20.000 ar daholo 👠

Ato daholo izay tadiavinao na talon aiguille na carrée, compensé, rond, fisapisaka sy avoavo rehetra misy ato daholo🥳👠

🫡1èr JP avec lieu et contact no priorisé

👉 Entanina foana ianao hamaky ny condition de vente alohan'ny hanjifanao ato aminay fa tsy miantoka izahay raha tsy namaky ianao

☝️Averina foana fa friperie daholo ka possible misy défaut minime toy ny kiaka ny kiraro sasany izay tsy voatery ho tsikaritray sao mifanome tsiny, ny vidiny efa tena natao mirary kanefa lohan'entana daholo

❌Raha‼️ fitadiavambolan'olona no hanaovanao JP werawera dia aza manantena ny ho tafita lavitra izany fa hitambesaran'ny alahelon'ny mpivarotra, ho avoaka eto ny anaran'ireo olona mbola manao‼️

Livraison Tana et province🚲🚐

03/06/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Féfèh Foreväã, Hary Aina Michou, Fifaliana Bidy, Avonihasina Faniriarimanana

Coucou reto olona ireto❤️tongava mp fa omena cadeau🎁

31/05/2026
30/05/2026

SALAMA DAHOLO E👋!!! Araka ny efa nampanantenaina anareo tany amboalohan'ny lalao dia natao video en direct teto t@6 ora hariva teo ny fisarihana ireo tsara vintana nahazo loka( video efa tsy disponible intsony)

Mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara izahay, Arabaina manokana ireto olona ireto tsara vintana ireto vosarika t@ilay lalao fête des mères:
1)Ãngëlá Far'tiän : nahazo 1 boite masque
2) Valyh Souh : nahazo 1 boite faux ongles
3) Tomefy Ny Aiko : nahazo 1 boite masque ihany koa ianao

🙏Manasa anareo ireo mba hiditra mp ho fandaminana ny fangalana ny loka azafady

Special fête des mères📢‼️20.000 ar😱👠Mila manjakely daholo ny tongotr'ireo maman reo🌹✨Mahazo cadeau surprise daholo🎁 izay...
29/05/2026

Special fête des mères📢‼️20.000 ar😱👠
Mila manjakely daholo ny tongotr'ireo maman reo🌹✨

Mahazo cadeau surprise daholo🎁 izay manjifa

Livraison manomboka rampitso sabotsy

👉 1èr JP avec lieu et contact no priorisé

👉 manasa anao aloha hamaky ny condition de vente iry ambony iry☝️ fa tsy miantoka izahay raha tsy nijery ianao

👉friperie ilay izy ka possible ny misy défaut minime mba tsy hifanomezana tsiny, ny vidiny efa tena natao mirary kanefa lohan'entana daholo

👉Manao livraison🚲 ary mandefa faritra🚐

  fête des mères🎁🌟🌹afaka mandray anjara daholo, les mamans et future maman ou les papas aussi omena an'i maman😁😘😘‼️loka ...
27/05/2026

fête des mères🎁🌟🌹afaka mandray anjara daholo, les mamans et future maman ou les papas aussi omena an'i maman😁😘😘

‼️loka telo (3) be izao no ho zaraina 😱noho izany dia olona telo(3) 😱no mahazo🎁🎁🎁

👉olona roa mahazo boite de 5 masques faciale en tissu
👉olona iray mahazo boite de faux ongles colorés PM

❌ fanontaniana❌Inona ny loko telo (3) mampiavaka an'i Bulma.mdg❓ valio ao hatr@sabotsy @5:30 hariva

🤩Ho sarihantsika mivantana @6 ora hariva ny valin'ny lalao mangarahara

Bonne chance😃🎁🌟

vives les mamans✨l'étoile la plus brillante🌟
26/05/2026

vives les mamans✨l'étoile la plus brillante🌟

tena miala tsiny  cliente ity fa tsy mety andefasana message mihintsy ianao raha mba hitanao ity fa efa namaly izahay🙏il...
23/05/2026

tena miala tsiny cliente ity fa tsy mety andefasana message mihintsy ianao raha mba hitanao ity fa efa namaly izahay🙏ilay anarana avy eo tsy hitanay intsony

Arrivage fety ohh📢‼️20.000 ar daholo nefa  lohan'entana amin'ilay manjakely😱👠Livraison manomboka rampitso sabotsy👉 1èr J...
22/05/2026

Arrivage fety ohh📢‼️20.000 ar daholo nefa lohan'entana amin'ilay manjakely😱👠

Livraison manomboka rampitso sabotsy

👉 1èr JP avec lieu et contact no priorisé

👉 manasa anao aloha hamaky ny condition de vente iry ambony iry☝️ fa tsy miantoka izahay raha tsy nijery ianao

👉friperie ilay izy ka possible ny misy défaut minime mba tsy hifanomezana tsiny, ny vidiny efa tena natao mirary kanefa lohan'entana daholo

👉Manao livraison🚲 ary mandefa faritra🚐

Address

Antsimondrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bulma.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category