Trop CHOU ette by Ali

Trop CHOU ette by Ali Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Trop CHOU ette by Ali, Apparel & Clothing, Antananarivo.

24/04/2026

Akory aby😍😍

Ndao aloha hanatsara bika kely daholo dia mba manjamanja anaty robe arrivage 😍😍😍🥰

Salama va ny tegna ah❤️❤️  fa zany zao ny malazaVao vita fianarana zaho dia nitady Asa ohatran'ny ankamaroan'ny tanora r...
05/04/2026

Salama va ny tegna ah❤️❤️

fa zany zao ny malaza

Vao vita fianarana zaho dia nitady Asa ohatran'ny ankamaroan'ny tanora rehetra (Tena sahirana vao nahita) rehefa nahita Asa de Tena hoe nanao asa tamin'ny foko zaho tamin'izany satria hoe efa Tena sahirana vao nahita no tsy hiova Asa imbetsaka............... Betsaka ny tantara nolalovana fa ny Misy hifandraisany tamin'ito sary ito no tantaraiko
Ny asako farany teo, tamin'ny orinasa lehibe (Tena niriako be tamin'izany ny hiasa amin'ny orinasa lehibe) dia Tena niezaka be foana zaho mba ho voaray Tao 🤗🤗(Tena tantarako ianao ry orinasa satria Tao no nahavita n'ny mariaziko sy ny azahoako an'io Zaza io)
Tena mafy ary Tena Nia betsaka ny pression Tao amin'ilay orinasa ary efa nanomboka tsy Nanana fotoana ho ahy sy ny akoho ako intsony zaho fa n'a tsy miasa aza de Misy miantso resaka Asa foana, n'a tsy adisoako aza dia izaho no antsoina satria client ako ilay olona (ohatra resaka dépôt sns) fa ny andro Tena tsy maintsy nanapahako hevitra hiala ao anatin'ilay orinasa de ny zanako narary, Tena na ny fotoana andehanako mitondra azy makany amin'ny Dr ary Tena tsy misy fa tsy maintsy tany amin'ny SMIE foana 'nefa efa tsy sitrana tany ilay Zaza (11 mois-15mois izy tamin' izany 8kg foana)
Zaho moa mbola période d'allaitement dia nanapakeviyra ny hiala hikarakara ny zanako
Tsy nisy volabe fa ny kaontin'andro no noraisina noentina nitsaboana ilay Zaza, de niala
Rehefa niala tamin'ny Asa de Tena niantoka nikarakara an'ilay Zaza, dia niatsara izy🙏🙏🙏niakatra ny poids

Nanana fotoana nikarakarana ny zanako sy ny tenako manokana zaho, azoko lazaina hoe épanouis kokoa zaho amin'izao na de tsy mbola ampy tsara aza ny eto am-pelatanana
Karama lafo vidy Indrindra ho ahy ny fahasalamana sy ny fahasamabaran'ny zanako ❤️❤️

Zay no Antony nanokafako an'ito page ito mba hatao fidiram-bola koa mankasitraka anareo izay nanjifa ny robe arrivage pâques.





Zay aloha ary mandrapisy ny arrivage manaraka

 Arrivages 💣💣Sady lalao be no hanombohantsika azy🔔🔔✍️ Raha Tonga 500 tsika ato de zay olona faha 500 amin'ny followers m...
24/03/2026



Arrivages 💣💣

Sady lalao be no hanombohantsika azy🔔🔔
✍️ Raha Tonga 500 tsika ato de zay olona faha 500 amin'ny followers mahazo robe 1 👗🥻gratuite (tsy amin'i reo arrivage reo anh fa robe tsara be)
✍️Izay manjifa dia livraison gratuite daholo n'y centre ville
✍️Inviter-o ny namana ka alefaso anaty commentaire ny capture mentionne amie sy ny partage amin'ny groupe fa omena credit gratuit izay voasarika anaty commentaire


24/03/2026

Arrivages❤️

Abonnez-vous

24/03/2026

NOUVEAUX ARRIVAGES

-vous😘

Hello❤️❤️❤️FIZARANA!✍️Cadeau robe manja kely, gratuit ky anh🎉Prix tataka be robe Tena super classe ho an'ny fety🎁Abonner...
22/03/2026

Hello❤️❤️❤️

FIZARANA!
✍️Cadeau robe manja kely, gratuit ky anh
🎉Prix tataka be robe Tena super classe ho an'ny fety🎁

Abonner-o foana ny page, asao ny namana fa Tena malahelo zay tsy mahazo eto amin'ity semaine ty❤️

TANDREMO⚠️Efa anomboka ny jeux antsika, fa hasao aloha ny namana mbola hiditra ato anaty page❤️❤️Mankasitraka an'ireo za...
02/03/2026

TANDREMO⚠️

Efa anomboka ny jeux antsika, fa hasao aloha ny namana mbola hiditra ato anaty page❤️❤️

Mankasitraka an'ireo zay efa nanao an'izany

Mamy kely lay mananjanaka❤️❤️Rehefa matory izy dia ianao manao Asa Tanana kelyTsy misy fotoana very hihihi❤️Zava-bita et...
18/08/2025

Mamy kely lay mananjanaka❤️❤️
Rehefa matory izy dia ianao manao Asa Tanana kely
Tsy misy fotoana very hihihi❤️
Zava-bita eto am-patoriana miaraka amin'ny zazh

💙💙Love Life Liam💙💙

Rehefa alatsinainy ohatran'izao matetika   daholo hiasa na hianatra Tany am-pianarana matetika rehefa alatsinainy de lay...
23/06/2025

Rehefa alatsinainy ohatran'izao matetika daholo hiasa na hianatra
Tany am-pianarana matetika rehefa alatsinainy de lay matière tsy Tianao be reny foana 😭😂 fa.... Androany ovaintsika izany






XOXO

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trop CHOU ette by Ali posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share