30/05/2025
Anao sondage Kely alo isika mandrampiandry 150 commentaire ato amin'ity jeux ity : https://www.facebook.com/61576738081638/posts/122102181932891269/?app=fbl
❌ Cliquez-o ny lien d ao no manisy commentaire ra handray anjara ❌
Anomboka vente isika izay ahitana jeux iany 🥳🥳 fa Zao, atao :
1- pub ao am-page
2- live
3- Réel
Ny vente-tsika? Iza no manavanana anareo kokoa
De faharoa manaraka izay
Mba soraty ao ny âge ny Zaza anareo sy ze ilainareo mba ahitatsika hoe inona no tinareo 🎉🥰
Farany aza adino ny mi-montionner namana manana zazakely fa dia Misy cadeaux zaraina eto rehefa anao vente isika 🥰🎉🥳
Bisous be avokoa 💝💝
Te hilalao ianareo ?🎉🎉🎉🎉 NDAO ARY HILALAO 🥳🥳🥳
Manisy commentaire eto ambany ity post ity ary mahazoa 5.000AR ❤️❤️❤️🎉🥳**
**Fomba filalaovana 💝**
1️⃣ Mi-s'abonne amin'ny page
2️⃣ Mi-partage ity post ity anaty groupe 5
3️⃣ Ataovy mentio ny 10 namanao
4️⃣ Asaivo mi-s'abonne amin'ny page
Ny fisarihana dia hatao rehefa tonga 150 ny commentaires, ka amefaso ary
Aza misalasala manisy commentaire sy like 🎉🎉🎉
🥳🥳🥳 BONNE CHANCE 🥳🥳🥳