12/06/2026
:
Ndao asian-tsika resaka kely mikasika izy ity fa dia tena lasa mivaralila tantetaka sy lasa hampiesonana olona ,hivarotana cylindre fotsiny ilay izy kanefa dia ( REFY na MESURE ) 🤣🤣🤣.
Ndao ary ezahina fintinina araka izay tratra mba tsy ho lava be tsy aminapa fa kosa izay tena maha tsotra
sy hahazoana azy no ndeha ho resahina.
1) tompoko dia tsy hoe :
● HALEBIAZINA NY LAVAKA 🚫⛔️🚫💩💩💩🤮
Fa kosa dia ireo :
➡️ FISOKAFANA SY FIKATONANA'IREO HAZAVANA ANATY .( lumieres)
izany hoe :
( Echappement , Transferts, Admission ) rehefa azo ireo refy ireo dia afaka miketrika @ izay ianao. Mametraka izay tanjaka tianao atao @ moto anao. Iny refy iny koa no hahafahanao mamantatra hoe "hi-chauffe" sa tsia ny moterako. Noho izany, azo atao ny tsy mampi-chauffe io moto io.iny moa ilay antsoin-dry zalah hoe ( mi-cliky).fa kosa moa no tena fiantso azy.
2) Ny MOTEUR 2 Temps dia tsy mitovy @ 4 Temps fa ny azy ny no miaka-midina (Ambony/ Ambany) , manokatra sy manakatona ireo hazavana ao anaty cylindre ireo amin'ny halalan'ny an'io io .
Misy mantsy ao dia misy koa .
3) Ny diagramme izany dia hiainan'io motera io.Izany hoe : izy no
■ Mibaiko sy mandrindra ary mametraka ny hiainan'io motera io,
■Manome tanjaka ( puissance ) ,
■Mitondra ( couple)
■mametra ny ( chauffe )
■ Manome ( tours) ny motera
4) Noho izany dia azo lazaina fa ny tena diagramme izany dia miankina zavatra 3 ireto fa tsy ny irery ihany :
● Ahavon'ny (lumière)
● Ny toerana misy ny (piston)
● Ny course an'ny vilbrequin
⛔️ Raha misy miteny any hoe hoe : izany ry boss ny chemise diagramme dia teneno izy hoe : firy ny refiny ary
( firy ny Echappement dia firy ny transfert ? ) miankina @ ireo refy ireo ny :
● CARBURATEUR ( firy > 24 sa 26 sa 28 sns..)
● POT ECHAPPEMENT ( ilay mamoaka gaz rapide sa ilay somary mitazona , sns...)
● BE DIA BE no hilana ireo refy ( ) ireo eee!!!
5) :
Tokony tsy ho intsony ianao na rehefa avy mamaky ity fa mahalala tsara fa tsy ireny lavadavahana fahatany ireny no atao hoe cylindre fa dia ( ) azo avy amin'ny fijerena ny fomba fiasan'ireo >
( Cylindre /Piston/Vilbrequin ) ka io refy io no hahafana sy mitady ilay tena .hahafahana tena mitondra ho an'ny MOTEUR an-tsika.
NB : TADIDIO FA NY PERFORMANCE @ motera 2 temps dia tsy miankina @ piece 01 na 02 na 03 fa azo avy @ fitambaran'ny pieces rehetra. Koa aza manaiky fitahana fa mianara sy manaova recherche mba tsy ho lanilany vola @ zavatra tsy misy dikany.
Mirary ketrika milay 👍dia mba partageo mba ho hitan'ireo akama tia miketrika eee 🙏