25/08/2026
Jeu voalohany eto amin’ny Soa Livraison MDG
🔥🎉 Jeu d’interaction 🎉🔥
Te hahazo 10 000 Arve ianao? 💰
Dia izao no fotoana hanehoanao fa ianao no mahay manangona isa betsaka indrindra!🏆
🎯 Ahoana ny fandraisana anjara?
👍Abonneo ny page
❤️ Tsindrio J’aime
💬 Mametraha fanehoan-kevitra
🔄 Ataovy Fizarana (Partage)
👥 Asao koa ny namanao handray anjara!
📊 Arakaraka ny habetsahan’ny isa azonao no maha-akaiky anao ny fandresena!🔥
🏆 LOKA
🥇 Laharana voalohany → 10 000 Ar 💵
🥈 Laharana faharoa → credit 📱
⚠️ Aza mijery fotsiny!
Raha te handresy ianao dia midira amin’ny lalao dieny izaoary angony ny isa betsaka indrindra! 💪🔥
👉 Soraty eto eo amin’ny commentaire hoe: “HANDRAY ANJARA AHO”👇 na Je participe
🔄 Ary zarao amin’ny namanao ity lalao ity!
💥 Iza no ho laharana voalohany? Iza no haka ilay 10 000 Ar?😍🏆
👉Izay be points avokan’ny facebook, asio j’aime👍❤️ sy commetaire ny publication rehetra ary partageo raha te hanagona points
Fa avoka eto ny mpandresy mahazo points be indrindra izay asehon’ny Facebook