Jady Cette page est destinée à la vente en ligne
Tous les accessoires que vous trouverez ici proviennent tous des pays Asiatiques, ainsi que les vêtements✨

Hello les gars!!! Ireto indray ny nouveautés antsika amin'izao harivariva izao anh!!! Tee-shirt imprimée à 18.000Ar/1 au...
13/09/2025

Hello les gars!!!
Ireto indray ny nouveautés antsika amin'izao harivariva izao anh!!!
Tee-shirt imprimée à 18.000Ar/1 au lieu de 20.000Ar
Taille S,M,L
Raha maka 02 ianao dia mahazo remise❤️ izany hoe 16.000Ar/1
Afaka mi-personnaliser ihany koa izahay raha toa ka mahaliana anao izany👀
Tonga dia midira MP
Merciii❤️

13/09/2025

Bonjour les abonnées,
Be dia be ianareo no nanotany hoe oviana ilay Tirage!!!
izay vao tena en bonne santé ny admin donc ho atao ilay izy anhhh!!!❤️ asintsika changement kely fotsiny ilay cadeaux ho zaraina....izay entana ato aminay ihany no ho zaraina aminareo❤️ Produit pour cheveux angamba no ho zaraina dia samy mahazo daoly ny olona 03 izay nanao commentaires tamin'ilay giveaway...
Ho lazaiko Lundi ny fotoana anaovana azy anh!!!
Fa na izany aza misy entana ho avokako manomboka androany hariva❤️
Ialana tsiny indrindra raha nampiandry anareo fa noho ny tsy fahasalamana dia tsy maintsy niandry... Bisous daholo

29/06/2025

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jady posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share