Miha's shop

Miha's shop Shop pour tous πŸ₯°πŸ₯°
vétements ❀️
Bondouliere 🌺
Bijoux πŸ’
πŸ“Œπ‘·π’†π’•π’Šπ’•π’” π’‘π’“π’Šπ’™ – π’ˆπ’“π’‚π’π’…π’† π’”Γ©π’π’†π’„π’•π’Šπ’π’.
πŸ“Œπ‘³π’Šπ’—π’“π’‚π’Šπ’”π’π’ π’…π’Šπ’”π’‘π’π’π’Šπ’ƒπ’π’†. "𝑳𝒂 π’Žπ’π’…π’† Γ  π’‘π’†π’•π’Šπ’• π’‘π’“π’Šπ’™, 𝒍𝒆 π’”π’•π’šπ’π’† 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒕𝒐𝒖𝒔"

18/07/2026
Salama daholo πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°Nisy rΓ©duction Ireto kapa ireto amin'ity semaine ity an πŸ₯°πŸ₯°βœ…Misy hoan'i Lehilahy dia misy hoan'i  vehiva...
14/07/2026

Salama daholo πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
Nisy rΓ©duction Ireto kapa ireto amin'ity semaine ity an πŸ₯°πŸ₯°

βœ…Misy hoan'i Lehilahy dia misy hoan'i vehivavy ihany koa
βœ… Prix sy Pointure Efa eo amin'ny sary avokoa
βœ…livraison Tana sy any amin'ny Faritra πŸ˜‡

Manaova ary commande fa amin'ity ihany io prix io an πŸ₯°πŸ₯°

Coucou daholo πŸ₯°Pour confirmation ireto kapa ireto dia standards izany oe sady mety amin'ny lehilahy no mety amin'ny vehi...
03/06/2026

Coucou daholo πŸ₯°
Pour confirmation ireto kapa ireto dia standards izany oe sady mety amin'ny lehilahy no mety amin'ny vehivavy 😍πŸ₯°
Efa nisy rΓ©ductions ireo a πŸ˜‰πŸ˜‰

Aza taraiky ary manao commande fa efa vitsy ny stock πŸ˜‰πŸŒΊπŸŒ·

Pointure : 37 Γ  44
Prix: lasa 30.000 ar
Livraison partout 😘😘

03/06/2026
25/05/2026

I got over 60 reactions on one of my posts last week! Thanks everyone for your support! πŸŽ‰

Big promotion ity androany ity πŸ₯°πŸ₯°Mbola dispo ireto Kapa ireto ho an'izay mbola tsy nahazo an πŸ₯°πŸ₯°πŸ‘‰Pointure :36 Γ  43πŸ‘‰Prix: ...
25/05/2026

Big promotion ity androany ity πŸ₯°πŸ₯°

Mbola dispo ireto Kapa ireto ho an'izay mbola tsy nahazo an πŸ₯°πŸ₯°

πŸ‘‰Pointure :36 Γ  43
πŸ‘‰Prix: Γ  partir 20.000 ar
Maka mihoatra ny 2 dia misy rΓ©duction

Mandefasa ary mp haingana fa vitsy ihany ny stock πŸ˜‰πŸ˜‰

21/05/2026



πŸ‘‰Frais de livraison Γ  partir de 3.000 ar
πŸ‘‰Manao livraison any amin'ny Faritra
Mp ary manao commande fa vitsy ny stock

Coucou daholoπŸ₯° oooAmin'ny ity Vendredi ity ireto misy kapa mafy sady tsara nefa mora πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°Raha mitady kapa maivana nefa mo...
15/05/2026

Coucou daholoπŸ₯° ooo
Amin'ny ity Vendredi ity ireto misy kapa mafy sady tsara nefa mora πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
Raha mitady kapa maivana nefa mora dia ireto misy Ann 😍πŸ₯°
πŸ“ŒPointure:37-44
πŸ“ŒPrix: Γ  partir de 20.000 ar🌸🌺

πŸ“ŒLivraison partout πŸš›πŸ‘‰β£οΈβ£οΈ

Manaova commande haingana ary fa vitsy ny stock ann πŸŒ·πŸŒΊπŸ˜‰

07/05/2026

Nouvelle arrivages πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Address

67 Ha Nord Ouest
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miha's shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share