23/07/2026
PACK FOURNITURE SCOLAIRE COMPLET
Ho fanampiana antsika Ray aman-dreny mañana zanaka primaire na secondaire amin'izao fidiran'ny mpianatra Izao dia ity misy tolotra natokana ho anareo tompoko 🙏
👉 CAHIER NOVA 200pages 14 isa na 100 Pages 28 isa na afangarontsika 200pages sy 100pages mety foana
👉 RÈGLE COMPLET
👉 STYLO 4 COULEUR
👉 CRAYON 1
👉 GOMME 1
👉 TAILLE CRAYON 1
👉 TROUSSE 1
👉 PROTEGE TOUTE COULEUR 14
Ireo rehetra Ireo dia natao aminy vidiny 40000 ar fotsiny oui 40000ar koa manasa anao hiditra hafatra miafina manao commande🤗