Chip'S Ntsika

Chip'S Ntsika Chip'S Ntsika @ lay tsiro Tiantsika🥰
Salé/Sucré du Bon GOÛT de QUALITÉ😋
🍌038 28 156 84 / 032 76 892 84🍌

👋 coucou mes Mamatsara/Papatsara😘Iza daholo efa nahinana banane plantain (Chip'S ntsika) ato😚🥳Fanazavana tsotsotra tsara...
01/02/2026

👋 coucou mes Mamatsara/Papatsara😘
Iza daholo efa nahinana banane plantain (Chip'S ntsika) ato😚

🥳Fanazavana tsotsotra tsara Kely🥰
👉 Io sary 🍌 (Ankondro-lahy) hitantsika Ambany io no anamboarantsika Chip'S Ntsika 😋 Tsara bé tiantsika bé Iny😍 izay ahitantsika "salé" masira vita @ 🍌 Mbola manta(verte) 💚 Ary Misy koa ny "sucré" mamy izay vita @ 🍌 efa masaka (jaune)💛 mamy voajanahary✨

💯Manankarena ara-pahasalamana ny banane plantain 🍌🩺
Ireto AVY n'y Tombotsoa azo avy aminy👇

💪 Manome angovo voajanahary💪
Misy glucides tsara, maharitra ela ny hery omeny
🍽️ Mahavoky & manampy amin’ny fitazonana lanja
Tsy mora noana rehefa avy mihinana azy😋

❤️ Tsara ho an’ny fo♥️
Manankarena potassium: manampy mandanjalanja tosidrà

🌿 Manatsara ny fandevonan-kanina
Misy fibres betsaka, misoroka fitohanana (constipation)

🩸 Manampy mifehy siramamy ao anaty rà
Tsy mampiakatra siramamy tampoka raha ampitahaina amin’ny sakafo mamy be

🧠 Manampy fifantohana & hery ho an’ny ati-doha
Tsara ho an’ny mpianatra sy olo miasa mafy

🦴 Manamafy taolana
Misy magnésium sy phosphore
🩸 Manamafy hery fiarovan’ny vatana (immunité)
Misy vitamines B6 sy C

📌 Tsara ho an’iza Ary🥰
👩‍👩‍👧‍👦 Ankizy
👷‍♂️ Mpiasa miasa mafy
🤰 Reny bevohoka (amin’ny fatra antonony)
🧓 Olon-dehibe & zokiolona

Chip'S Banane plantain ntsika natao ho any OLO rehetra🙏
Manasa anao Hanjifa ato aminay 😘
💚🍌💛🍌💚🍌💛🍌💚🍌💛🍌💚🍌💛

🍌🥰Chip'S Ntsika sucré & salé 😋💛💚💛💚
31/01/2026

🍌🥰
Chip'S Ntsika sucré & salé 😋
💛💚💛💚

Nouvelle année ✨ Nouvelles opportunités ✨ Nouvelle expérience 💫Merci pour votre confiance en 2025🙏En 2026, allons encore...
16/01/2026

Nouvelle année ✨ Nouvelles opportunités ✨ Nouvelle expérience 💫

Merci pour votre confiance en 2025🙏
En 2026, allons encore plus loin ensemble 🎉
🎆 Bonne et heureuse année 🎆
Chip'S Ntsika 😘

🌿🌼Chip'S Ntsika dia maniry taona vaovao feno fahasalamana, fahombiazana ary hafaliana ho anao sy ny ankohonanao✨🤝Misaotr...
02/01/2026

🌿🌼Chip'S Ntsika dia maniry taona vaovao feno fahasalamana, fahombiazana ary hafaliana ho anao sy ny ankohonanao✨
🤝Misaotra tamin’ny fitokisana tamin’ny taona lasa🙏
🤞2026🥰 mbola hiaraka isika🎉💛
🍌💛🍌💛🍌💛🍌💛🍌💛🍌💛🍌💛🍌💛

🌲✨ 🎅 Joyeux Noël à vous, chers clients 🌲🍌Merci pour votre confiance tout au long de cette année.  Que cette fête vous ap...
25/12/2025

🌲✨
🎅 Joyeux Noël à vous, chers clients 🌲🍌

Merci pour votre confiance tout au long de cette année.
Que cette fête vous apporte paix, amour et bonheur en famille❤️
Au plaisir de vous servir encore avec passion !
🌲🍌🌲🍌🌲🍌🌲🍌🌲🍌🌲🍌🌲🍌🌲🍌

Chip'S Ntsika ♥️

🌼🎄Asehoy Fitiavana @ Tsiro tsotra nefa Manome hafaliana be♥️🧨🎄Tonga Zao ny Noely Masina🎊efa mandeha fandraisana commande...
11/12/2025

🌼🎄Asehoy Fitiavana @ Tsiro tsotra nefa Manome hafaliana be♥️

🧨🎄Tonga Zao ny Noely Masina🎊
efa mandeha fandraisana commande Chip'S Ntsika @ Noely aahn😍
🎄Aza misalasala miantso n'y laharana : 03461626249 / 0327689284 Na tonga dia Mp Manao commande dieny Zao @ Zay mahazo aloha fona🥰
🎄prix ntsika tsy miôva🤞

"Chip'S ntsika @ Ilay Tsiro tiantsika"😋

🎉 Chip'S Ntsika - Tsiro Malagasy🇲🇬vita @ vokatra natoraly 100% Ankondro- Lahy!     🍌🌼🍌🌿🍌🌼🍌🌿🍌🌼🍌🌿🍌▶️ Chips banane plantain...
04/12/2025

🎉 Chip'S Ntsika - Tsiro Malagasy🇲🇬
vita @ vokatra natoraly 100% Ankondro- Lahy! 🍌🌼🍌🌿🍌🌼🍌🌿🍌🌼🍌🌿🍌

▶️ Chips banane plantain masaka tsara💛 Matoy tsara💚 mamy - masira misy tsirony manokana!😋😍

✔️ Mihinana tsy tehijanona
✔️ Mety amin’ny ankizy sy olon-dehibe
✔️ Azo amidy amin'ny fety, gouters, na ho zaraina atao fanomezana🎁

💸Prix natao zakatsika rehetra:
1 000ar
2 000ar
5 000 ar
10 000ar
💸 Prix de gros 25 pièces efa mahazo

📦Misy livraison🚴partout à Madagascar 🚚

📲 Mandray commande isanandro:
0346162649/0327689284 na Tonga de Mp

📠Alefaso ary commande ntsika mes Mamatsara/papatsara♥️🙏

🍌🌼🌿Chip'S Ntsika mandray Anao am-pitiavana fona♥️satria Vokatra Fitiavana♥️

👉 vous satisfaire est notre priorité , aujourd'hui comme demain 🙏🤞
Chip'S Ntsika

🍌🌿🌼Chip'S Ntsika 😋 Tsiro mampiteny ny fonao!💛Chips banane plantain vita amin'ny Fitiavana💛100% natoraly🌿"Mamy & masira"@...
27/11/2025

🍌🌿🌼Chip'S Ntsika 😋 Tsiro mampiteny ny fonao!💛
Chips banane plantain vita amin'ny Fitiavana💛
100% natoraly🌿

"Mamy & masira"
@ Tsiro mampitehinana iny fona😋

👉Alefaso commande fa vonona handray anao am-pitiavana izahay🙏♥️
Chip's Ntsika 😘

🍌💛 coucou mes mamatsara🥰papatsara👋Iza dahôlo Mbola tsy nanandrana Chip'S ntsika Ô🤗🍌💛Chip'S ntsika Sady tavany no volony🥰...
25/11/2025

🍌💛 coucou mes mamatsara🥰papatsara👋

Iza dahôlo Mbola tsy nanandrana Chip'S ntsika
Ô🤗
🍌💛Chip'S ntsika Sady tavany no volony🥰
miavaka @ tsara iny fona❤️

👉 Mandray commande isanandro izahay 🙏
Aza misalasala miantso numéro 0346162649/0327689284 na Tonga de mandefa mp🙏

👉Prix Ntsika Mbola tsy miôva, maka 25 pièces anao efa mahazo @ prix de gros 🥰

🍌🌼 Alefaso commande fa tsara izy ato ay😋

🌼🌿🍌 Chips banane plantain 100% naturel 🍌🌿🌼 salé/sucré du bon goût de qualité 😋Prix :1 000ar2 000ar5 000ar10 000ar👉Prix d...
16/11/2025

🌼🌿🍌 Chips banane plantain 100% naturel 🍌🌿🌼 salé/sucré du bon goût de qualité 😋

Prix :
1 000ar
2 000ar
5 000ar
10 000ar
👉Prix de gros + 25 pièces 🎉🎈

🛵 Livraison 🛵
Tana & partout Madagascar 🇲🇬
☎️ Contact☎️
034 61 626 49/ 038 28 156 84
032 76 892 84

🥰 vous satisfaire est notre priorité , aujourd'hui comme demain 🙏
Chip's Ntsika

🌿🌱🌳🍌la Saveur de la Nature 🍌🌳🌱🌿🥰Chip'S Banane plantain 🍌🍌🌼 vokatra ny tany izay manana Tsiro miavaka sy endrika mahateho...
12/11/2025

🌿🌱🌳🍌la Saveur de la Nature 🍌🌳🌱🌿

🥰Chip'S Banane plantain 🍌🍌
🌼 vokatra ny tany izay manana Tsiro miavaka sy endrika mahatehotia🌼
Chip's Ntsika salé, izay miloko volom-paritra, @ Tsiro mampitehinana fonafona😋

Chip'S ntsika Sucré, izay miloko volontany,mamy natoraly @ Tsiro tsy manampaharoa 😋

👉Ho anao izay tehinana chips tsara sy miavaka tsara ny tsirony, aza misalasala mandefa commande (mp) ato @ page na miantso numéro:
0346162649/0382815684
0327689284

"Chip'S ntsika salé/sucré du bon goût de qualité"😋

Mandroso ôô🙏🙏🙏

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chip'S Ntsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share