Ell Kizar

Ell Kizar ❀️ Ho anao Tia miantsena en ligne,ndao ifampizara izay mahasoa rehetra.πŸ₯°
❣️ Ventes articles en détail des assiettes mélamine, b***e friperie,...

❌ jogging capuchon ❌ Vintsivitsy izy reto fa tsra daoly.Prix: 8000 ariary. πŸ₯° 7000 ar maka maro.Mp ndray lo tsika.Mankasi...
12/07/2025

❌ jogging capuchon ❌
Vintsivitsy izy reto fa tsra daoly.
Prix: 8000 ariary.
πŸ₯° 7000 ar maka maro.
Mp ndray lo tsika.
Mankasitraka fona πŸ™πŸ™πŸ™

β›”  Veste jean fourrure β›”  ❌Mp ndray ary ooo πŸ’
16/06/2025

β›” Veste jean fourrure β›”
❌Mp ndray ary ooo πŸ’

β™₯️πŸ₯° Tena tsara bΓ© ki reto ah,Mafana tsara rehef mitafy azyπŸ₯° Iadivana @ Ilay andro mangatsika retsy.      😍 Pijama polair...
06/06/2025

β™₯️πŸ₯° Tena tsara bΓ© ki reto ah,
Mafana tsara rehef mitafy azyπŸ₯°
Iadivana @ Ilay andro mangatsika retsy.
😍 Pijama polaire 😘
βœ”οΈ A partir 5000 ariary Γ  20 000 ariary
βœ”οΈ Mp avy hatrany ki de miresaka tsika ah.
Misaotra fona πŸ™πŸ™πŸ™
❌ aza adino mi_abonne n'y page tsika
Ell kizar.

πŸ€ π•π€π•π€πŠπ€ π€π‹πŽπ‡π€ππ˜ π‡π€π“πŽπ‘π˜ πŸ€Ry Tompo o,Akipio ny masonay,mba hahita indray ireo zava-mahagaga vitanao.Ka amin'izao andro ef...
29/05/2025

πŸ€ π•π€π•π€πŠπ€ π€π‹πŽπ‡π€ππ˜ π‡π€π“πŽπ‘π˜ πŸ€

Ry Tompo o,
Akipio ny masonay,
mba hahita indray ireo zava-mahagaga vitanao.
Ka amin'izao andro efa mandrorona izao, meteza Ianao hampiposaka hazavana vao indray, hamirapiratra ao anatin'ny alina.

Enga anie ny fahanginana manodidina anay,hankahery anay amin'ny halemen'ny finoanay.
Renay manakoako ao anatinay ao manko ireo Teny izay naloaky ny vavanao.
Ry Tompo o! Raha mbola miposaka ny andro,
Dia hatolotray Anao ny fanahinay
Ampy ho anay ny fahasoavanao.

Amen πŸ™πŸ»β€

🚨 ROBE / PULL / HAUT STYLΓ‰, en TRICOT 🚨 Prix: 10 000 ariaryManja be daholo.βœ’οΈMP pour plus d'infos @
18/05/2025

🚨 ROBE / PULL / HAUT STYLΓ‰, en TRICOT 🚨 Prix: 10 000 ariary
Manja be daholo.
βœ’οΈMP pour plus d'infos
@

πŸ˜±πŸ˜±πŸ‘ Menteau ndray ny arrivage.πŸ₯° tsara be daol sad ilaina @ zao andro mangatsik zao. πŸ‘‰ Mp aingana ary fa prix bojo ki ah....
17/05/2025

πŸ˜±πŸ˜±πŸ‘ Menteau ndray ny arrivage.
πŸ₯° tsara be daol sad ilaina @ zao andro mangatsik zao.
πŸ‘‰ Mp aingana ary fa prix bojo ki ah.
πŸ‘‰ livraison gratuit en+.

Papa LΓ©on XIV Dieu merci β€οΈπŸ™πŸ™πŸ™
08/05/2025

Papa LΓ©on XIV
Dieu merci β€οΈπŸ™πŸ™πŸ™

❗❗❗ LIQUIDATION AKANJO ANKIZY TSY MIHOATRA NY 10000 AR❗❗❗    πŸ₯° Tena Ilaina be @ Zao andro mangatsika Zao.  βœ”οΈ Friperie v...
01/05/2025

❗❗❗ LIQUIDATION AKANJO ANKIZY
TSY MIHOATRA NY 10000 AR❗❗❗

πŸ₯° Tena Ilaina be @ Zao andro mangatsika Zao.
βœ”οΈ Friperie voafantina tsara.
😱 Mahazo remise izay maka mihotra ny 5.
πŸ’ 3mois Γ  12 ans.
πŸ₯°Mp raha misy mahalina Ary.
Manao livraison @ zay toerana misy anao
Mankasitraka fona oooπŸ™πŸ™πŸ™

🍭Ensemble pyjama Polaire,🍭Efa tena ilaina reto , indrindra ianareo mitondra vohoka sy hifΓ na🀱➑️ Taille S Γ  XxL πŸ›:Pyjama ...
23/04/2025

🍭Ensemble pyjama Polaire,🍭
Efa tena ilaina reto , indrindra ianareo mitondra vohoka sy hifàna🀱
➑️ Taille S à XxL
πŸ›:Pyjama : 5000 ar Γ  15000 ariary.
Manao livraison.

Aza adino ny abonnΓ© page.πŸ™πŸ™πŸ™
14/04/2025

Aza adino ny abonnΓ© page.πŸ™πŸ™πŸ™

πŸ₯°Mirarisoa ho an'i Mama rehetra.Aza adino ny abonnΓ© n'y page.
12/04/2025

πŸ₯°Mirarisoa ho an'i Mama rehetra.
Aza adino ny abonnΓ© n'y page.

AmenπŸ™πŸ™πŸ™ Aza adino ny abonnΓ© n'y page tsika.
11/04/2025

AmenπŸ™πŸ™πŸ™
Aza adino ny abonnΓ© n'y page tsika.

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ell Kizar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share