13/12/2025
Bonjour ry mandropika isany anh😍araka ny nampanantenaina anareo mou de mivaly androany ny jeux ahazahoana crédit hoan’olona 3😱
❤️Arabaina izy telo vavy reto fa zareo no nahazo réaction ambony tao ❤️Ny Aina no nahazo ny volohany zay mahazo ny crédit 5 000ar avy aty Barbie Shop Ambomanarina ,Namb's Rbt no nahazo ny laharana faharoa crédit 3 000ar,ary Randriamalala Faniriantsoa no nahazo ny laharana fahatelo ary mahazo ny crédit 2 000ar🥰
🔴Mitongava mp nareo telo mirahavavy de alefaso ao ny operateur na ny numéro andefasana anle crédit 🥰
Mankasitraka hoanareo rehetra nandray Anjara de hoavy indray ny lalao manaraka hoan’izay tsy nahazo🥳