18/05/2026
Aleo atomboka retour mamy be avy @ cliente momba pantalon doublé ity ny herinandro e 😍
Mankasitraka be dia be nanjifa 🙏
Ho an’izay mbola hanjifa, tena aza misalasala fa tsara ireo, tena mahavita ny ririnina manontolo 🤗
MP avy hatrany raha hicommande an ☺️
Bonne semaine daholo 😘