Zazà Chez Li

Zazà Chez Li ✅ Boutique en ligne ✅
Tout pour vos petits trésors : une qualité irréprochable à prix tout doux. 🥰
📲034.19.214.18
🛵 Livraison partout à Madagascar

12/09/2026

❤️❤️ Mankasitraka be tompoko 🙏🙏

🚸Nanaona ny 1er jour tao maman❤️?_Nitomany ve le Zazà?_inona ny goûter?Mba tantarao ao amin' ny commentaire eee!👇👍
09/09/2026

🚸Nanaona ny 1er jour tao maman❤️?
_Nitomany ve le Zazà?
_inona ny goûter?

Mba tantarao ao amin' ny commentaire eee!👇👍


03/09/2026

Tétine à fruits 🍌🍓🍒
✅Mp pour commander
🛵 Livraison Tana/ Province

Salama daholo maman aaaa!Ndao indray isika hiresaka momban'ny fivoaran'ny zazakely👶🚼 Samy manana ny rithme-ny zaza tsira...
02/09/2026

Salama daholo maman aaaa!

Ndao indray isika hiresaka momban'ny fivoaran'ny zazakely👶
🚼 Samy manana ny rithme-ny zaza tsirairay, tsy voatery hitovy daholo...

✅ Amin' ny ankapobeany dia eo amin' ny 6 mbolana na 7 volana eo no manomboka mandady ny zazakely.

⁉️Firy volana ny zanakao no nanomboka nandady?
⁉️Nila fanampiana ve izy vao nahay nandady sa izy irery?

✅Tsarovy anefa fa tsy voatery hitovy amin' ny zanaky ny hafa ny zanakao👶.
Tsy voatery handady izy fa mety hoe miikisaka 👶
Tsy voatery handady sy hikisaka izy fa mety tonga dia hamindra ihany koa anefa.

🔍Samy amin' ny rithme-ny daholo ❤️
❌Fa raha misy ny mampanahy dia aleo manantona dokotera ihany.

📝Mba tantarao ao amin' ny commentaire anie ny aventures nareo tamin' ilay zaza vao nanomboka nandady?🙏


02/09/2026

Zazà an'iza ihany koa no efa niditra tamin'ity semaine ity?🎒📒🏫
🏫📒Bonne rentrée daholo eeee ❤️
Zazà Chez Li

02/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tambimpitiavana Razakarivony, Miraa Rav

❤️❤️❤️Tsaitsaitsay eee❤️❤️❤️🩰Chaussures bébé 🩰👶mety amin'ny Zazà 0 à 5 mois 🩰 10,5 cm intérieur 🐰mafatifaty kely, mety a...
31/08/2026

❤️❤️❤️Tsaitsaitsay eee❤️❤️❤️
🩰Chaussures bébé 🩰

👶mety amin'ny Zazà 0 à 5 mois
🩰 10,5 cm intérieur
🐰mafatifaty kely, mety amin'ny fety, baptême,....
✅Alefaso commande Mp ary e!

🛵Manao livraison hatrany izahay


Zazà anareo koa angah maman na efa mangatsiaka aza ny andro dia tsy mety mirako-damba mihintsy rehefa matory!?🙈👍Na dia e...
28/08/2026

Zazà anareo koa angah maman na efa mangatsiaka aza ny andro dia tsy mety mirako-damba mihintsy rehefa matory!?🙈

👍Na dia efa remoka aza izy no rakofana dia alany foana 😂😂😂

❤️Bonne fin de semaine daholo eeee ❤️
Zazà Chez Li

🍲BIBERON CUILLÈRE 🍲🥄 En silicone, sans BPA, sous carton🥄Mora ampiasaina, veloma hatreo ny sakafo miparitaka 💧Mora diovin...
27/08/2026

🍲BIBERON CUILLÈRE 🍲
🥄 En silicone, sans BPA, sous carton
🥄Mora ampiasaina, veloma hatreo ny sakafo miparitaka
💧Mora diovina
🥄120ml capacité
💰12.000ar 💰

📩 commandez en Mp ou appeler nous direct
🛵 Livraison partout à Madagascar

26/08/2026

🎉DUO DE CHAUSSETTES ET MOUFLES BEBE 🧦🧦
Toy izao anie ny qualité any eeee👍👍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zazà Chez Li posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share