19/05/2026
Tena hoe sarotra ny fandidina amin'ireto karazana arrivage manjabe ireto 🥰🥳♥️
✨ Izany indray ary ny manaraka 😍
🎀 NB 9060 Kids 🎀
🥳 Aleo mba hanaradamaody ko ny kilonga zareo a! 😀
⭐ Pointure 25 a 36
⭐ Qualité tena manao kely
⭐ Vidiny tena tsy mahampino
❤️ Alaivo ary ny anjaran'ny zanakao 🤚🏼
☎️ Tel 034 16 470 09
📞 Whatsapp +261 34 16 470 09