28/03/2026
🌿 Samedi Astuce Beauté avec Manja Home 🌿
Hizara astuces mahasoa izahay isaky ny sabotsy toy izao. 🥰
💡 Gommage maison 100% naturel ho an’ny tarehy no zarainay aminareo androany.
🍀Tsy mandany vola be
🍀Tsy misy effet secondaire
🍀Tsy sarotra ny fikarakarana azy
🍀Tsy mandany fotoana be
🍀Résultat hita eo noho eo
Zavatra ilaina:
✔️Siramamy 1 sotro fihinanana
✔️Tantely 1 sotro fihinanana
Fampiasana azy:
Afangaro tsara ireo akora voatonona etsy ambony. Osorana moramora dia somary horina tsikelikely ny tarehy, kosehina moramora, avy eo kobanina amin’ny rano matimaty. 🤗
👉 Résultat : une peau plus lisse, hydratée et lumineuse dès la première utilisation 💛 (natao teny vahiny mihitsy amin’izay mazava kokoa 😁)
📌 Atao in-1 na in-2 isan-kerinandro 🥰
Mino izahay fa nahasoa nareo ity astucen-tsika androany 🧖♀️
Mirary soa eh! 🥰