Mah Fashion MDG

Mah Fashion MDG 🤣🥴"Blagues nulles, rires garantis ! Je suis le spécialiste des jeux de mots pourris et des blagues qui vous font dire 'c'est nul, mais j'ai ri' 😂👍"

Za nikozy am rafotsy oe tohizana fona na any akotra ary,, kay tsy nety tsony 😴😴
02/11/2025

Za nikozy am rafotsy oe tohizana fona na
any akotra ary,, kay tsy nety tsony 😴😴

Tena trop loatra kosa ee, mba nisavasava fon ny vadiko za kay tonga de tsy zaka ny liste ray zareo ato,😭
19/10/2025

Tena trop loatra kosa ee, mba nisavasava fon ny vadiko za kay tonga de tsy zaka ny liste ray zareo ato,😭

Soa de mba avanareo ty olona ty .fa na de tsy de manampahalalana momba ny PMU ary za , tokony mba ho fantatra ny tena iz...
19/10/2025

Soa de mba avanareo ty olona ty .
fa na de tsy de manampahalalana momba ny PMU ary za , tokony mba ho fantatra ny tena izy sy tsy izy ,
Ary afatra kely hoan ilay mpandefa SMS ,
mba fidifidio ny olona isolokina fa tsy bado aby akory ny eto Madagasikara!
Partageo mba ho itany!

soa de mba fianakavinareo ity manana volamena ity , fa tsy enoeno tsony , niandry ihany za fa tsy namaly tsony izy,🤣🤣 va...
19/10/2025

soa de mba fianakavinareo ity manana volamena ity , fa tsy enoeno tsony , niandry ihany za fa tsy namaly tsony izy,🤣🤣 vakio aby fa mbola misy ao ambany

Le bandy ray zay refa nilozan ny zalah!🤣🤣
14/10/2025

Le bandy ray zay refa nilozan ny zalah!🤣🤣

Aleko mitaingina lakana amzay , satry vita am hazo.🤣😂
12/10/2025

Aleko mitaingina lakana amzay , satry vita am hazo.🤣😂

12/10/2025
oay,oay letie ee🥴🥴,
12/10/2025

oay,oay letie ee🥴🥴,

Misaotra hoatsika tia tanindrazana🙏🙏🙏
11/10/2025

Misaotra hoatsika tia tanindrazana🙏🙏🙏

Efa tsy ny alika tsony kosa amzao no itondrana vato ee,🤣🤣 fa na ny kisoa ary efa mampatahotra😂
07/10/2025

Efa tsy ny alika tsony kosa amzao no itondrana vato ee,🤣🤣 fa na ny kisoa ary efa mampatahotra😂

Address

Antanetibe Ilafy Lot 24DG
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah Fashion MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share