Ny Amidy Anio

Ny Amidy Anio Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Amidy Anio, Apparel & Clothing, Antananarivo.

18/06/2025
👉 💣💥  PRIX DE LANCEMENT  💣💥 ▶️ Ho fanombohana ny pejy dia mivarotra ireto articles ireto izahay amin’ny vidiny mirary. ▶...
03/06/2025

👉 💣💥 PRIX DE LANCEMENT 💣💥
▶️ Ho fanombohana ny pejy dia mivarotra ireto articles ireto izahay amin’ny vidiny mirary.
▶️ Misy mandeha par lots dia misy mandeha irery.
▶️ Mandefa amin’ny faritra rehetra.

✅ Article 1 :
➡️ 100 pinces à linge
➡️ 1 bac à pinces
➡️ 1 brosse à linge
💰 Vidiny : 19.000ar

✅ Article 2 :
➡️ 6 cuillères en inox (acier inoxydable sady matevina sy mafy)
➡️ 6 fourchettes en inox (acier inoxydable sady matevina sy mafy)
➡️ 1 louche en inox (acier inoxydable sady matevina sy mafy)
💰 Vidiny : 12.000ar

✅ Article 3 :
➡️ 2 bacs de rangement (Ametrahana brosinify, fihogo, sotro ...)
💰 Vidiny : 8.000ar

✅ Article 4 :
➡️ 5 rouleaux de 800 étiquettes autocollantes, 4cmx3cm, 4000 étiquettes izy 5. Ampiasaina raha anao vente en ligne ohatra ametahana anarana.
💰 Vidiny : 25.000ar

✅ Article 5 :
➡️ 1 mini ventilateur rechargeable. Azo itsofana afo charbon tsara tsy mila mikopaka intsony.
💰 Vidiny : 9.000ar

Aza misalasala ary miantso na mandefa MP, manontany na manao commande.
Tél : 038 23 330 38

Livraison : à partir de 3.000ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Amidy Anio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share