By dyih

By dyih L'élégance c'est dans la simplicité 💗
💗🧵Création, Élégance, simplicité 💗🧵

👉𝐜𝐨𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭𝐞𝐳 𝐚𝐮 038 56 898 16 𝐨𝐮 𝐯𝐞𝐧𝐞𝐳 𝐞𝐧 𝐦𝐩

🤍🖤Outfit du jour🖤🤍Tinareo Ve raha asiantsika jupe toy izao eto amin'ny pejy 😁Mety fona na anaovana miaraka Amin'ny kapak...
27/04/2026

🤍🖤Outfit du jour🖤🤍
Tinareo Ve raha asiantsika jupe toy izao eto amin'ny pejy 😁
Mety fona na anaovana miaraka Amin'ny kapakapa na anaovana miaraka Amin'ny talon na miaraka Amin'ny tennis ko (za mo zany tsy nanana tennis de reo aloha ny anaovana 😑😆)

Tsara e??😁Mankasitraka natoky anay 🥰💗Misokatraka koa ny fandraisana commande ho an'ny pentekosta dia aza tara an 😁 Finar...
24/04/2026

Tsara e??😁
Mankasitraka natoky anay 🥰💗
Misokatraka koa ny fandraisana commande ho an'ny pentekosta dia aza tara an 😁
Finaritra

Tratry ny p***a daholo 💗🤍Ho p***a Fandresena ho ahy sy ho anao 🥰
05/04/2026

Tratry ny p***a daholo 💗🤍
Ho p***a Fandresena ho ahy sy ho anao 🥰

"...Izaho Kosa hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao "                EKSODOSY 33:19a
30/03/2026

"...Izaho Kosa hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao "
EKSODOSY 33:19a

Manjaaaa 🥹❤️Faly Kely fona maheno ny retour avy aminareo mpanjifa 🥹Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 📢📢Mitohy ha...
24/03/2026

Manjaaaa 🥹❤️
Faly Kely fona maheno ny retour avy aminareo mpanjifa 🥹
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana
📢📢Mitohy hatrany n'y fandraisana commande

Tsotra nefa tsara .....🥰Misokatra hatrany ny fandraisana commande an 😁
17/03/2026

Tsotra nefa tsara .....🥰
Misokatra hatrany ny fandraisana commande an 😁

Hey les filles 🥰Ela ela tsy teto amin'ny pejy e!? 🥺Nisy olana Kely ny pejintsika fa efa nalamina tsara noho izany dia ni...
11/03/2026

Hey les filles 🥰
Ela ela tsy teto amin'ny pejy e!? 🥺
Nisy olana Kely ny pejintsika fa efa nalamina tsara noho izany dia niverina daholo ny fandraisana commande eto amin'ny pejy 🥰💗

Hey hey Retour Kely avy t@ireo model photo tato @ Un peu de tou nampitovy t@ireo namanay🥰Mitohy atrany n'y fandraisana n...
23/02/2026

Hey hey
Retour Kely avy t@ireo model photo tato @ Un peu de tou nampitovy t@ireo namanay🥰
Mitohy atrany n'y fandraisana ny commande nareo ❤️
Fiarahamiasa niaraka t@ R.Look ,,ny hanome fahafaham-po anareo mpanjifa foana no tanjonay
Zay fa passe une belle journée daoly zareo a 😘

Heyy 🥰🥰Retour mamy kely avy @ client harivariva❤️ Merci ky neny a  ndray,,😘
14/02/2026

Heyy 🥰🥰
Retour mamy kely avy @ client harivariva❤️
Merci ky neny a ndray,,😘

Salama aaaaa daolyyy eeeeee 😀Araka maha '' Un peu de tout '' ny page a Dia ho ahitana ireo karazana Zavatra mahasoa isan...
14/02/2026

Salama aaaaa daolyyy eeeeee 😀
Araka maha '' Un peu de tout '' ny page a Dia ho ahitana ireo karazana Zavatra mahasoa isankarazany ato
Toy ny: -jupe samba(jupe babydolls) araka n'y EFA nahafantatanarel n'y page hatramin'izay☺️
-Ireo robe isankarazany iany ko na mihaja izany n'a iteny antsointsika oe robe d'été ireny

NY VAOVAO : -Ireo karazana décoration afaka atao AO antrano (décoration murale,drap, rideau, ....)
-Fitaovan-dakozia mihaja Kely ohatra 😁
- kiraro,,kapakapa , sac
⚡Afaka mandefa soson-kevitra ihany koa ianareo ,,fa izay mahasoa no ifampizarana ato☺️ Ary aza misalasala manoratra Raha misy ilaina
🔥Ary ho ezahina asiana article ho anareo lehilahy amin'ozay iany koa ato anatin'ny page 🥰

Hey❤️Ao Asana model pour couple Kely aloha ,,Sady n'y st Valentin EFA ho avy kay🥰
06/02/2026

Hey❤️
Ao Asana model pour couple Kely aloha ,,Sady n'y st Valentin EFA ho avy kay🥰

Address

Ambohipo Tanana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By dyih posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share