17/07/2026
❌Mora maina be vé le volo?
❌De le boucle tsy mitana ?
❌Sa tsy dia mivoaka tsara mihintsy Ilay boucles ?
Maro be no mety ho Antony ...
Fa anisany Antony iray lehibe ny 💦 HYDRATATION.
✅Mampiasà gelée capillaire hibiscus et lin.
📍Noforonina manokana hanome Izay filana Rano ao anaty ny volonao izay ny gellée hibiscus 🌺 et lin.
Tonga manjifa Ary, mandefa @ faritra rehetra Izahay, afaka jifainao mivantana ao D.S nappy Morondava.